. . . fa indraindray ilay vahaolana atsipin'Andriamanitra tsy jerentsika akory fa ilay vahaolana tsy araka ny sitrapony efa masaka tao antsaina no mampihazakazaka
ka misy ny mahalala izany,misy kosa le "boky dia ampy"
ny tsy azoko amin'io fiteny io ry fijo, ilay olona mpandala an'io anie ka mbola mandeha miasa, mampiasa zavatra hafa ankoatran'ny boky,sy ny sisa marobe
fa tsy hoe mamaky boky andro aman'alina eo dia "miracle mon ami" araka ny lazain'i Ika hoe iny fa tamy ny sakafo, iny fa tamy ny karama