Mitady Malagasy ao Tours

1. xxx ( 24/03/2008 10:27)
Manahoana daholo e!

Sao misy malagasy mipetraka any Tours eto, na mpandeha any? Mba te hahafantatra aho hoe manao ahoana ny fiaimpiainana any? Betsaka mpiray tanindrazana ve? Misy fiangonana malagasy? Mahafinaritra ny fiaraha-monina sns?

Misaotra mialoha!
novalian'i xxx ny 03/04/2008 20:44
2. Ralay ( 27/03/2008 09:41)
Raha ny fahafantarako azy aloha dia ville betsaka mpianatra mpiray tanindrazana i Tours.N'aiza n'aiza dia mahafinaritra foana rehefa mahay miara-miaina @ olona ianao.Ny sisa indray dia tsy haiko fa mandalo² de miserana ihany rehfa mankany.
:lol:
3. rajoelina ( 27/03/2008 10:05)
Ny ahy indray ao Angers no tiako haleha amin'ity taona ity na Saumur. Satria, misy havanay eo anelanelanreo tanàna frantsay ireo (vaza frantsay zany, ka tiko hotsidiana).
Raha misy akama manolo-tena afaka handray ahy eny @ fiandrasana fiara na mampandroso ahy ao an-tanany de tsy koi, ary manao guide toristika no tena hitediavako anao. Zany oe: miaraka mirôzirôzy isika @ vamm na an-tongotra, zay tiana haleha sy programan-tsika. Tsaratsara kokoa ra olona mitovitovy amin'ny taonako, lahy na vavy tsy akifidy.

Seré ity fa handefaso hafatra aho zay akama mipetraka any Angers sy Saumur ihany.

;-)
4. xxxx1 ( 30/03/2008 13:18)
Oadray lesy raJouel ! tongava aty amiko ela raha izany

fa izaho indray tsy mila raha mbola miandry baikona ialahy vao hipy sy hikapa alohan'ny atory an ! :-D :-D :-D :-D
5. Jeankely ( 31/03/2008 10:49)
xxxx1=00000
6. razamble ( 01/04/2008 21:12)
Oadray ry xxx ! Tanàna tsara i Tours. Misy FPMA ao (fiangonana protestanta malagasy). Misy fikambanana malagasy koa (Atom) sy vazaha/gasy (Touraine-Madagascar). Ny gasy ao koa dia sympà be leitsy. Tsy te hanonona anaran'olona aho fa misy ao St-Avertin, Joué-lès-Tours, Montbazon, Chambray sns, tanàna manodidina an'i Tours. Tsy hanonona anaran'olona aho fa raha tian'i xx dia manorata amiko.
7. xxx ( 03/04/2008 20:44)
Misaotra anareo nanome renseignements. Razamble, efa nanoratako ianao hanontaniako renseignemens bebe kokoa.

Merci encore!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2813