website mpivarotra sakafo Malagasy

1. soanja ( 23/03/2008 02:06)
Hono hoy aho sao mba misy mahalala websites na toerana azo hanafarana/ hividianana labiera, divay na rhum djamanjar novokarina avy any amintsika azafady.
Nijery tao amin'ny au zoma aho fa tsy mahita ny zavatra tadiaviko.
Misaotra mialoha.
novalian'i bazylou ny 31/07/2008 22:14
2. ni81 ( 23/03/2008 08:12)
asa na misy izay tadiavinao @ ity?http://www.auzoma.com/c76.html
3. ni81 ( 23/03/2008 08:17)
ManjaBe France
17-19 Bd de la muette
95140 Garges les Gonesse
Tel : 01 34 45 60 85 Fax : 01 34 38 15 42

contact email:bazarmanjabe@wanadoo.fr
4. ni81 ( 23/03/2008 08:36)
bazarmanjabe ilay izy fa takonan'io oul kely io e:lol:
5. Rasiligaoma ( 24/03/2008 05:43)
soanja> Raha vao avy any ivelan'i bekintana ilay kaly no afarana ka tsy mahazo FDA dia sarotra ihany no ampidirana azy any raha tsy hoe an-tsokosoko angaha
6. soanja ( 24/03/2008 13:23)
Misaotra antsika namaly.
Ni81> Mba azonao omena ve ny website-ny sa tsy manana ry zareo? ahaona ny fomba fandoavam-bola? Misaotra nanome ireo info ireo an!

Rasil> Misaotra nilaza an'io. Zah tsy maharaka n'inona n'inona mihitsy fa misy te hampiasa an'ireo sakafo ireo dia mba manampy aho. Fa ry zareo anefa milaza fa mpanafatra sakafo avy any Italie sy Spain ka asa na tsy mitombina izany. Ndao fa hojereko ndray zany izany.
7. ikaretsaka ( 24/03/2008 21:27)
manamafy ilay voalazan-drasil.
araka ny lalanan-dry zareo be kintana dia mila mahazo FDA approval ny sakafo na avy aiza aiza na aiza dia afaka miditra, ka ny momba ireo sakafo nolazainao hoe avy any italy sy spaina dia angamba mety nahazo ireo sakafo ireo.
tahaka ireny voankazo samihafa afaka miditra eto ireny ihany.
misy tests betsaka ataon-dreo amin'ny fahazoana io approval iohttp://www.fda.gov/
raha hibizna hanao exporter ana sakafo ianao
8. ni81 ( 25/03/2008 19:57)
Ity ilay nahitako ireo produit ireo ary e!http://www.sobika.com/manja-be-france.htm
9. Rasiligaoma ( 27/03/2008 05:57)
tsy tafiditra any bekintana ireo sakafo ireo fa sakanan'ny douanes, raha tsy olona mandeha any mihitsy no mitondra azy
10. soanja ( 30/03/2008 15:48)
Misaotra namaly nareo o.

Ika> Ilay resaka FDA efa nanao an'io aho ka satria efa nametraka application tao ary efa approved ny nangatahako fa ity resaka toaka ity indray no tsy arako satria tsy hibizn aloha amin'io fa resaka io fa mba te hividy ho an'ny namana te hanadrana ny labierantsika aho fa tsy tadidiko hoe mila FDA approved daholo ny sakafo miditra aty na dia efa vita anaty tavoahangy aza. That's ok! Misaotra nanoro hevitra.
11. ikaretsaka ( 30/03/2008 16:31)
na ny vita any anaty tahavoahangy aza...
ny hena izao ohatra na efa anaty vifotsy aza dia mbola olana be koa
12. bazylou ( 31/07/2008 22:14)
O ry zareo a,
mangala info ato amin'ity olona ity fa mandefa sakafo gasy avy any Mada eran'izao tontolo izao izy.
rrichara@yahoo.fr, anontanio izy dia ho lazainy anao., Ilay bandy akamako any Japon manko efa nandefasn'ny lery sakafo direct Mada
andramo sy anontanio izy dia ho hitanao :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8446