Fanontaniana maromaro

21. ikaretsaka ( 27/03/2008 01:41)
dommage i ari sy hery no tato fa tsy i niryna sy hery
22. ari.malala ( 27/03/2008 07:54)
tsy azoko, inona ny idiran'i niryna amzany?

23. endrika01 ( 27/03/2008 15:02)
Misy resaka Paka ity dinika napetrak\'i ari.malala ity dia hohararaotiko eto koa ity fanotaniana ity raha misy Ray am-panahy araka ny voalazan\'ifijo mba afaka manazava.Misy resaka Mb Fautine ery ambony,resaka Orthodoxe ihany koa.Fa hono wa ,nahoana kay no tsy makalaza ny Paka miaraka @kristianina rehetra ny Orthodoxe fa maningana foana?Zany fankalazana ny Paka sy Noely zany,tena important!Tokony refa miara-mino ny fahafatesan\'iJESOA dia miara-makalaza izany koa fa tsy ny sasany haningana nefa samy mpino!Ny an-dry zareo Orthodoxe zao de @23Avril ny Pakany!Refa tonga zany ny Alakamisy Masina n\'izy ireo de isika koa mba hamerina ny Alakamisy Masina?Hafahafa e,tsy azoko,aiza mou no tsy ihisy ny korotana sy ady samy Kristianina nefa samy maka hoazy!
24. fijo ( 27/03/2008 23:16)
io ry akama dia resaka kil....

samy te hampiseo amin'ny kil-ny fa ny antsika no tena marina.aza hadino,fa ny pak ajiosy no voalohany,dia samy nakatahaka teo aby.de nifandipatra moa fa samy te hanamarin tena,de izay.

na io noely io aza anie ,efa hiaraha mahalala fa tsy izany,24 dec izany no nahaterahan'i lery e,fa izay no nifanarahana dia izay no hiravoana.de ny sasany tsy manaiky,fa hoe "rehefa samy hifanaraka,dia hanao ny fifanarahanay koa izahay"

de jereo fa samy manana ny "papa"-ny nefa samy milaza fa katolika.de samy manana ny opakany nefa samy kristianina.de izay le tsenambarotra e.
25. ikaretsaka ( 28/03/2008 01:38)
endrika01:

Misy resaka Paka ity dinika napetrak\'i ari.malala ity dia hohararaotiko eto koa ity fanotaniana ity raha misy Ray am-panahy araka ny voalazan\'ifijo mba afaka manazava.Misy resaka Mb Fautine ery ambony,resaka Orthodoxe ihany koa.Fa hono wa ,nahoana kay no tsy makalaza ny Paka miaraka @kristianina rehetra ny Orthodoxe fa maningana foana?Zany fankalazana ny Paka sy Noely zany,tena important!Tokony refa miara-mino ny fahafatesan\'iJESOA dia miara-makalaza izany koa fa tsy ny sasany haningana nefa samy mpino!Ny an-dry zareo Orthodoxe zao de @23Avril ny Pakany!Refa tonga zany ny Alakamisy Masina n\'izy ireo de isika koa mba hamerina ny Alakamisy Masina?Hafahafa e,tsy azoko,aiza mou no tsy ihisy ny korotana sy ady samy Kristianina nefa samy maka hoazy!


Efa resaka teto ihany ity fa dia fitimpintiniko:
Misy kalandrier 2 aloah arahin'ny fivavahana kristianina:

Ny kalandrie Julian
ary ny Kalandrie Gregorianina

ny Gregorianina no arahin'ny Kristianina kato Tandrefana (izay nalain'ny ny prot sy ny sisa tahaka ka mampitovy ny datin'andron'ny fety lehibe sasany( paka, pantekosta, ohatra sns)

fa ny orthodoxe dia ny kalandrier Julian no nalain-dry zareo

dia ny paska moa amin'ny fivavahana kristianian tsy daty fixe hoe 25 dec ohatran'ny noely dia izay no tsy mampitovy azy

dia @ kalandrier antsika Kato , sy ny jiosy ary ireo rehetra manaraka kalandrier kato dia ny alahady manaraka rehefa fenomanana ny volana manaraka ny Equinoxe d'hiver no Paka (matetika koa mitontona @ io ny passover na paka jiosy)

fa ny an'ny orthodoxe misy kalkil be izay dia toa hoe isaky ny afaka 19 taona vao miverina @ iny datin'andro iny ny pakan-dry zareo

26. endrika01 ( 28/03/2008 14:20)
dia raha sendra mba nanotany,ny kristianina mahalala ny momba ny Orthodoxe eto zaho dia izao no valinteny nomeny,ny PAKAN'ORTHODOXE no tena izy ,tsy azoko tsara lay resaka hoe Juif,i Jesoa hoe Juif,isika Katolika sy ny kristianina hafa miara-makalaza amintsika ny Paka hono no nihataka tsy nanaraka io Calendrier Juif io,ny Orthodoxe hono no tena manana ny marina!de ahoana koa izany!Amiko tsy lasa mihintsy samy kristanina dia tokony hiraihina hampitovy io daty io,tokony ny Papa mihintsy zany no mampitovy ireo,fa tsy asiana anzany hoe Paka Orthodoxe,Paka katolika e,krismasy Orthodoxe,sns,fa tena tsy lasa,amiko manokana aloha e,tokony alefa any amin'ny Papa any mihintsy zany fa manjary manalasala be!asa ianareo angamba mety tsy mitovy avis amiko! :lol: :lol: :lol:
27. fijo ( 28/03/2008 21:40)
ka izay wa le kil.

ika an,ny mampiomehy amindry zalahy doxe anie dia izao e.raha hampiasa ny kalandy julian izy,nahoana no tsy io no ampiasainy amin'ny rehetra.fa amina zavatra fantipatenana.
28. Rasiligaoma ( 29/03/2008 07:26)
any grece ialahy mampiasa julian ka
fa ny silamo no tsy mampiasa raha tsy rehefa resaka ara-pivavahana

endrika01> toa efa misy ezaka momba an'izany izao
29. endrika01 ( 30/03/2008 14:54)
Rasiligaoma:

any grece ialahy mampiasa julian ka
fa ny silamo no tsy mampiasa raha tsy rehefa resaka ara-pivavahana

endrika01> toa efa misy ezaka momba an'izany izao



Enga tokoa anié fa tsy lasa,dia isika koa zany tsy miasa @ Herinandro Masina ny Orthodoxe? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071