Miatsara velatsihy marina ve ny gasy?!!!!!!!!!!!

2. sipagasy ( 20/03/2008 19:27)
hifa fa izany ny fombany kouuh

hihihi
3. ikaretsaka ( 20/03/2008 20:35)
efa izany foana ny gasy ka
4. kiadi ( 20/03/2008 21:46)
enao ko ange gasy eh
5. mitia04 ( 21/03/2008 04:31)
ilaina ny fihatsarambelatsihy ndraindray mba tsy handratra ny hafa e!
6. yonikafopl ( 21/03/2008 10:26)
efa toetrantsika io :oops::oops:
7. mmmhh ( 21/03/2008 14:12)
mitia04:
ilaina ny fihatsarambelatsihy ndraindray mba tsy handratra ny hafa e!

tena marina izany;
ratsy le toetra, fa misy ilaina azy indraindray, indrindra eo @ fiaraha-monina; satria rah hifampiteniteny lava eo de lasa tsisy fiarahamonina vanona,
8. Stretch ( 23/03/2008 10:29)
io ilay hoe , ny marina rehetra tsy filaza , ary fahiny aza ny ntaolo namorona ny hoe : "fady" izay hita fa tsy mitombona mihitsy mba hisorohana ny ratsy tsy hitranga , (oh: fady ny mandaka rindrina fa mahafaty renibe)
ka iny tokony aza fa sendra ny mamabe marikoriko ny kilonga , de nodakadakana ny rindrina fa tsy maty mintsy rabebe :-D :-D
9. Zina ( 23/03/2008 19:13)
Tsy azo generaligena otran;izany io misy ny gasy manana an;io toe-tsaina io fa tsy ny rehetra, ny olona any ivelan'i Dago ko manana an;io ary tsy ny rehetra akory.:roll:
10. Rasiligaoma ( 24/03/2008 05:52)
miatsara velantsihy ny gasy.. na io lmody miteny hoe "aza generaliser-na io aza"

te hi generaliser izy izay dia "aza generaliser-na ho'zy"
11. comptezo ( 26/03/2008 16:40)
kiadi:

enao ko ange gasy eh


Ie za kou gasy.Ary fier be mitsy za.

Misy ilana azy iany alou ny fiatsarambelatsihy eh!!!Fa ne Francis ko defa...tsizy tsony


12. onjah ( 30/03/2008 18:01)
Tsy hoe midoka an'i Francis Turbo aho fa izy aloha dia tena mpanao hatsikana mahafinaritra e.
13. ikaretsaka ( 30/03/2008 18:19)
zava misy io lazain'i fraqncis io ary tena miseho tokoa.. fa tsy haiko ny mora isondrotam-po..
efa izay isika ary marina tokoa fa fataontsika ireo zavatra ireo....
14. RAKVOL ( 16/04/2008 20:12)
na gasy na vazaha na inona na inona ;miatsara velatsihy fa ny fomba fampiasana azy no tsy mitovy ,ohatra : misy olona tsy tianao maizina d avy atrany ve d lazainao azy eo maso eo hoe eh tena anie ka tsy tiako maizina!!!!! sur aho fa @fomba hafa no ilazanao azy ,zany hoe miatsaravelatsihy daholo e ...........
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3893