sakafo paka

1. betty ( 20/03/2008 13:14)
Inona ary zao no sakafo milay ndrindra fanao @ pacques ankoatry ny agneau eh?
2. kelly13 ( 20/03/2008 13:27)
asina kely escargots hanokafana vavony, mmhhh
3. rapala ( 20/03/2008 14:05)
tsara tokoa ny miova @ mahazatra o, ity misy r7

http://recettes.doctissimo.fr/php/recettes/visu_recette.php?oid_recette=1424
4. booboo ( 20/03/2008 15:22)
Akoho

- Endasina @ menaka sy dobera, 15 min eo ho eo, ny akoho voatetika.
- Rehefa izay dia esorina tao lé akoho, dia ny tongolo efa voatetika kely blitany no endasina tao indray. Rarahana divay fotsy sec 50 cl eo ho eo.
- Averina arotsaka tao ny akoho dia tenehina ho masaka.
- Eny an-tenantenam-potoana eny ( min vitsy afaran'io pt juste eo ambony io) dia asiana crème fraîche 50g, sira sy dipoavatra.
- Tohizana ihany ny fandrahoana ilay akoho, dia atao afo malefaka.
- Rehefa vita ilay akoho a, dia rarahana fromage râpé ny plat à gratin, apetraka eo amboniny ny akoho avy teo, dia rarahana lay sauce eo amboniny ( afaka afangaro moutarde kloungany lay sauce vao araraka ), dia faranana @ fromage râpé avy teo.
- Atsofoka anaty lafôro mandra-pitsonik'ilay fromage tsara... na araka² zay hitanao fa mety ho fahavitany ao....

5. ikaretsaka ( 20/03/2008 16:01)
ary ho an'ny olona tsy mihinana vorona ry boobs
6. booboo ( 20/03/2008 16:12)
Ikaretsaka > hihihi hay tokoa moa fady akoho lé sekta misy an'ingahy hihihi. Io nalefan-dRapala io misy bitro
7. sipagasy ( 20/03/2008 17:50)
aza adino koa ny atody e!!!!
8. xxx ( 20/03/2008 18:41)
ny anay atody rehefa pacque satria hono ny paque feti'ny hatody
9. fahamarinana ( 20/03/2008 19:00)
:arrow:xxx: :-D:-D,omelette zany ve ? Tandremo fa misy re7 tsara sy hafakely koa am atody an.(l)
10. sipagasy ( 20/03/2008 20:17)
izay mantsy ry xxx

misy ohatra atao desera omelety norvezianina hono, hihii

fa azo atao sesika koa anie ilay atody e! atao fanokafam-bavony,.....
11. ikaretsaka ( 20/03/2008 21:02)
sipagasy> ko tsy tonga de tena ambiance be ve ny mamoaka azy ara-drivotra rehefa avy eo raha atody izany no mitsitra any aloha le?

hitako amin'ilay ambiance mandeha taksi borosy fahiny dia mamely atody @ le mbola tsy mikaly tsara iny..

lazain'ny olona fa misy tsy fahasalamana eo ny tsinay
12. rapala ( 20/03/2008 23:02)
hoy i booboo
Ikaretsaka > hihihi hay tokoa moa fady akoho lé sekta misy an'ingahy hihihi. Io nalefan-dRapala io misy bitro

iakretsaka: fa sekta in izany tsy minana vorona izany, midika izany fa tsy tia 'birds'enao:wink:

hoy i ikaretsaka
ary ho an'ny olona tsy mihinana vorona ry boobs

ka raha tsy tia 'birds'enao manin no miantso any booboo 'boobs'?:-D:-D
13. ratstare ( 21/03/2008 04:11)
:°)fa maminona ra le re7 ao anaty baibolyfotsiny no atao e.ampiana anana mangidy detsy asina sira de oanina mitsangana sady manao akanjo milay be. kapa no anaovana fa tsy kiraro de oan aingana . Maztou de tantarao ny tsirony a!
14. ari.malala ( 21/03/2008 14:50)
ika, ratstare;:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. ikaretsaka ( 22/03/2008 00:28)
rapala:

hoy i booboo
Ikaretsaka > hihihi hay tokoa moa fady akoho lé sekta misy an'ingahy hihihi. Io nalefan-dRapala io misy bitro

iakretsaka: fa sekta in izany tsy minana vorona izany, midika izany fa tsy tia 'birds'enao:wink:

hoy i ikaretsaka
ary ho an'ny olona tsy mihinana vorona ry boobs

ka raha tsy tia 'birds'enao manin no miantso any booboo 'boobs'?:-D:-D


nga raha hoe sekta de associe @ fivavahana sy baiboly foana amin-drapala?


16. rapala ( 22/03/2008 19:20)
ikaretsaka: fantatrao moa no tiako lazaina momba ireo 'birds' sy 'boobs' ireo? sura fa azonao no tiako lazaina ary tsisy resaka fivavahana sy baiboly mihintsy re ireo e!!8)
17. simplex ( 22/03/2008 22:33)
:lol::lol:
18. simplex ( 22/03/2008 22:36)
azavao kely we ry rapala :P

;-)
19. rapala ( 23/03/2008 00:32)
simplex fetsy be, inona daholo ireo tsiky be ireo?
enao no afaka manazava azy @ ikaretsaka raha izany:-D:-D
20. Rasiligaoma ( 24/03/2008 05:44)
ratstare:

:°)fa maminona ra le re7 ao anaty baibolyfotsiny no atao e.ampiana anana mangidy detsy asina sira de oanina mitsangana sady manao akanjo milay be. kapa no anaovana fa tsy kiraro de oan aingana . Maztou de tantarao ny tsirony a!



nandramako fa nidegaoba be aho le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1378