FIFA et RAMIARAMANANA
21. xxx
(
20/03/2008 08:11)
Hihi, tratra ny tanjona, voahodina hiresaka baolina ny olona mba tsy hifantoka amin'ny resaka fifidianana sy ny taux de participation ambany loatra, ny filazana hoe efa mananika ny antsasa-manila io alefa ihany.
Zao izao niakatra @ zay ny lasantsy fa vita ny fifidianana, asa inona indray ny lohahevitra hanodinana ny sain'ny olona tsy hieritreritra loatra an'io vidin-dasantsy miakatra io.
Avy @ iraisam-pirenena ny fisondrotry ny solika ka tsy afaka manao inona isika, nefa ve tsy avy @ iraisampirenena koa ny FIFA sy Federasiona nefa afaka midrikina ihany zao.
Hehe

22. Jeankely
(
20/03/2008 08:36)
Efa vita angaha ny fifidianana fa toa tsy niresaka i Ravatorano? O Razoky e fa tsy hainao angaha fa olana ny vidin'ny solika ao @'ireo mamokatra solika ao Afrika ireo? Vao tafaresaka t@'ny namana avy any Nigeria aho fa tsy tafavoakan-dry zalahy hoy leiry ny aha=ambany ny vidiny. Ny tohiny mbola velarina manaraka. =))=))=))
23. ravatorano
(
20/03/2008 09:49)
tena efa vita tokoa ny fifidianana fa tsy mbola vokatra ofisialy anefa hatreo ihany iny
raha ny momba ny solika sy ny fifa dia sasanangy samihafa kosa aloha e fa aza d ampifandraisina be fahatany :-D:-D
sa ilay hoe samy avy any ivelany no mifehy azy :idea:
ary hono wa ry zalah maninn raha ravana koa ny federation basket sns e satrai tsisy mamokatra daholo ireo:idea:
Amin'ny taranja fanatanjahatena iombonana mao dia tena tsy hita hoe faha firy na faha firy ny malagasy eto afrika aloha izay vao eran tany :?::roll::roll:
noho izany tsy tokony ny fanatanjahatena rehetra mihitsy ve no asiana fiovana ifotony mihitsy na asiana politika vavoao mihitsy ny fikarakaranaa izany ary tokony tany amin'ny map defa natsidika izay mba handraisan'ny fanjakana bebe kokoa anjara

24. Jeankely
(
20/03/2008 11:47)
Oh, Ravatorano a!!! Be anie no tokony ampidirina anaty MAP fa misy laharampahamehana satria tsy misy vola hanaovana ny eritreritra mandalo rehetra. Sa misy ry Ravatorano fa isiaka Malagasy no tsy mahay. Samy mahalala manko fa samihafa ny habetsaky ny aza avy @ mpamatsy. Na izany aza averiko koa hoe mampiditra be ve ny hetra anaovana ny rehetra. Izay tsy resahan'ny mpanao politika fa ny mampanonofy indraindray no ataony. Ny karaman'i dadanay tsy ampy dia mazava fa anana ny laokanay. Ka ny firenentsiaka ve afaka manao izay rehetra satria ampy Ravatorano?
25. saranga
(
21/03/2008 07:14)
Zao nama no izy a, tsy mpanao bolina ny mpitondra (Ravalo sy Ramiaramanana) fa bolina hafa no lalaovin-dry zalahy ireo dia tsy tehahalala izany sport izany izy. Zay no marina fa aza mandany fotoana miresaka sport izany
26. Jeankely
(
21/03/2008 07:56)
Aza sakanana ny resaka fa tsy mety ry saranga a. Rehefa tsy milalao baolina izy inona no lalaoviny ary e? Volabe sa voay be=))=))=))Ary ny taloha angaha nilalao baolina tsara dia efa nahazo tompondaka i Madagasikara? Averiko ny ahy ny hoe ny FOTOTRA amin'ny rehetra nangozohozo ary lova ratsy no napetraky ny mpitondra nifanesy noho izany tsy vita mora ny hampiakatra vokatra amin'ny lafiny rehetra na baolina io na inona. Lazao izay mba manavanana anao ohatra dia mba ohary amin'ny vitan'ny hafa ivelany fa manify dia manify. Mila samy tonga saina. Sao mba ny Ministra sy Prezida koa aza no tianareo hanao baolina hiakatra kianja=))
27. ronaldo09
(
21/03/2008 08:52)
O ry zalahy a!tsy ny fahabetsahan'ny mpilalao milalao aty Eoropa no ilazana fa matanjaka ara-kitra ny firenena iray fa ny fahaiza-manomana sy fahaiza-mitantana ,araka ny resak'i zokibe ravatorano teo dia ilaina ny fandraisan'ny fanjakana andraikitra ,ilaina koa ny fanomanana dieny mialoha ...Aza hadino fa ny mpilalao Egyptiana ange ka ao amin'ny taniny ny 95% nefa ry zareo no nibata ny CAN e! Nefa efa resintsika ny Egyptiana tao Mahamasina satria vonona isika tamin'izay ...koa aza entina any amina resaka mpilalao matihanina izy ity fa ento fotsiny hoe mila atao tsara ny fitantanana dia izay ....
Ny hahatonga ireo mpilalao ireo ho aty Eoropa dia miankina amin'ny fandraisan-tsika anjara betsaka eo amin'ny shatra iraisam-pirenena satria tsy misongadina ireo boay kely ireo na mahay aza!!!Ny fampivondronana kosa dia tsy tokony ho ze milalao ao Tana no ho fidina fa midina mihitsy any Manakara,Ankazoabo ,Antalaha,Maroantsetra ,ambato Boeni,Tsiroanomadidy fa misy mahay any e!!!!

28. Jeankely
(
21/03/2008 09:55)
OOOO, Baba aaaa. i Ravatorano no tena nitarika resaka matihanina fa vakio tsara. io teniko io no alehan'ny resakao Baba satria FOTOTRA hoy aho tsy hitanao. Mazava fa tsy vita herintaona izany. Aza marary fo ahita vokatra haingana be. Sao tsy fantatrao fa efa nisy University talohan'ireo firenena ngezabe i Egypt. Jereo ny tantara. Fototra @'ny lafiny rehetra no resahiko. Ato @ resaka politika moa no nampidirinareo ity ka izay no hiresahana maro manodidina ny politika. Misy antony matoa mijanona ao aminy araka ny teninao ny 90% n'ny mpilalaony fa naninona koa no tsy nijanona tany Madagasikara ianao fa niporitsaka aty?=))=))=))
29. zamanoro
(
21/03/2008 15:43)
Ramiaramanana ve rangahy ohatry ny tsy mpanao spaoro, nefa olona mpiangaly spaoro. Efa hay fa tsy ny Minisitra no mifidy sy mitantanana ny Eveka sy ny Monsienera. Dia izao notapahin'ny Vatika ny loha. Fomba firesakay ety amin'ny sisiny io an. Dia izao nofaizin'ny FIFA.
Ny ahiako dia na ny Ministera aza ho foana satria ny karaman'ny ankamaroan'ny mpiandraikitra ato mbola miankina amin'ny subvention avy amin'ny FIFA ihany. NOheverin-dRazoky angamba hoe rehefa foana ny FMF dia lasa manontolo any amin'ny Ministera ny fanampian'ny FIFA rehetra sa inona?

31. bazylou
(
24/03/2008 12:40)
lasan'ilay 8 koa izany ny fmf , dia hizara ronon indray io izao fa jereo tsara anie!!:roll::roll: