Tourisme: Madagascar cible les Français
21. Jeankely
(
21/03/2008 13:31)
Ny olona nahazo toerana politika dia hatrany @ dadabe mpampianatra no nanomboka. Matoa tafavoaka i Singapore dia PhD daholo ny Ministres rehetra ary tsy misy afaka apetrapetraka nefa nofa izany. Ho an'ny resaka mbola akamakama dia izay nanohana politika sy fifidianana no omena toerana. Tsy mety homba izany mihintsy aho satria izany daholo no fototry ny faharesena rehetra na baolina na toe-karena. Olona tsy tokony Miaramila lasa miaramila satria manana Jeneraly. Rehefa misy ny tokony saziana dia harovana indray nefa mody enjehina izay ilay toetra ratsy. Mba manontania tena fa sao ao anatiny koa ianao na ny dadatoanao. TENA NANOKATRA VOASAKANA VE NAREO SA BE LAZAO?
22. kiadi
(
21/03/2008 15:57)
ze filazanao azy tsy olana amiko fa ny zavatra hitako no lazaiko!
enao tô hotrany be fanakihana fotsiny fa tsy manana tena hevitra lazaina!de zah indray no ,lazaina fa be lazao!
enao no hitako fa be lazao amizao aloha ny fijeriko azy
enao tô hotrany be fanakihana fotsiny fa tsy manana tena hevitra lazaina!de zah indray no ,lazaina fa be lazao!
enao no hitako fa be lazao amizao aloha ny fijeriko azy
24. badboy
(
21/03/2008 17:51)
Tsotra be : izay tsy monopolisendRavalo sy ny TIM ny économie, de an'ny vaza. Noho izany ra te hanagana de mila milelaka kely ny TIM.:idea::idea::idea:
25. Jeankely
(
22/03/2008 02:40)
Dia ny vaza lelafina koa inona no olana. Valio fa hialan'ireto mpilelaka ao Frantsa ireto foana. Fa maninona no mitomany hijanona any Frantsa nareo ary faly rehefa manambady vazaha araka ny tenin'i Bazylou hoe "any nareo gasy vendrana fa nahazo vazaha vavy a ny aho", nefa ny vazaha zahavinareo tsy hiasa any Madagasikara? NAREO MILELAKA ANY FRANTSA NY SASANY IZANY MILELAKA AO MADAGASIKARA ka inona no mahasmihafa azy? ny TIM indray esory izy raha zaka fa maika koa ny vahoaka ahita ny favy raha misy. Nareo mihintsy no nanasoaso anio avy eo tsy nahazo ranony dia maina=))
26. kiadi
(
23/03/2008 19:40)
hovao ilay toetsaina ry jeanpetit an!! hevitra no ampiadina fa tsy fanambaniana na fanaratsiana na fialonana no aleha eto!
tô hitako manana alahelo be enao fa tsy aty frantsa
tô hitako manana alahelo be enao fa tsy aty frantsa
27. Jeankely
(
24/03/2008 16:33)
Diso. Tsy maniryny ho any aho. Mikapa fotsiny no nandalovako tany=))=))=))
