fanontaniana ho an'i Hery (admin)
21. kelly13
(
17/03/2008 19:40)
ary le "she" inona no dikany? heveriko fa "she"="elle" mantsy le izy d ôtran'ny mimé fôna za refa mamaky io teny 1 io
tess>mici @ fanazavana an :)
22. tess
(
17/03/2008 19:58)
kasao indry misy manao hoe teko androky refa mandeha any bira de mamaly zvtr hafa eo! hihihih
ilay she na shefa dia oe = refa na rehefa:°)
23. ikaretsaka
(
17/03/2008 20:13)
sh'av'eo=rehefa avy eo
sh'atrany=rehefa avy any
shef'al=rahalina8)
shendraika=indraimande any
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.2875