Mahaleo ho avy ao New York

21. comptezo ( 20/03/2008 17:34)
ehhhhhhhhhhhhhh!!!!!!!!:cry::cry::cry::cry::cry:
22. Veloo ( 20/03/2008 23:59)
comptezo a aza mitomany lesy a, alaiko any @ jet-raprezy ko ndry hihihiih
23. Veloo ( 21/03/2008 00:00)
ka lafo be ko..


tsy lafo zany eeee, ry zareo ary mba makaty mampirevy antsika ko:arrow:
24. ikaretsaka ( 21/03/2008 23:48)
ampio ny sosiko veloo dia handeha aho an..
50/50:wink:
25. Papoose ( 22/03/2008 23:38)
veloo, tena handeha ihany za fa sao tsy hahita @ herintaona!:D
ika, ndao aza handeha e! dia akipio ny masonao fa hisy sirprizy eo!:-D
26. Veloo ( 23/03/2008 01:01)
Papoose [ Valio ] 23-03-2008 00:38:06
Lohateny : Re : Mahaleo ho avy ao New York
veloo, tena handeha ihany za fa sao tsy hahita @ herintaona


one time/(once) in your life aky a

tongava retsy a njy zany mande jet avy any Cote d'Ivoire mankaty N.Y hihihihihihih

Ika a omeo ahy ny adiresinao dia andefasako check. hehehehehe
27. comptezo ( 23/03/2008 13:46)
message
Veloo:

comptezo a aza mitomany lesy a, alaiko any @ jet-raprezy ko ndry hihihiih


Msôtra eh...za mantsy ti mahaleo be nefa .....indrisy...

28. Papoose ( 23/03/2008 21:50)
veloo, sady ohatran'ny samy hafa na de samy mahaleo aza fa le toerana ijerena azy sy le ambiance @ olona hiarahana mijery! ary tena ohatran'ny mi persuade ny tenako handeha ihany zaho zany an!:-D
29. bichette ( 04/04/2008 14:40)
za koa te handeha fa misy azo ipetrahana ve ao NY ?
30. Veloo ( 02/05/2008 16:13)
bichette za tsy mahafantatra olona ao NY aky a sorry!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.379