E!!!! site gasy "harona"

21. xxx ( 18/03/2008 14:52)
Refa nataoko ny kaonty, toa namana eto @ serasera ty mandefa annonce ty kle:-D:-D:-D:-P
22. tess ( 18/03/2008 16:28)
ka matoa afaka mandefa dinika ato izy ry xxx de efa azo lazaina hioe namana ato am sera an!
23. ANARIM ( 19/03/2008 07:41)
zany otra zany marina zao no mety lakilen'ty mahazo ahy ty klé!
avis aux...
24. endrika01 ( 20/03/2008 09:08)
Avy aty hanorako azy!Tsy le vola a,fa ilay lamosina!Aiza kou no we lamosina fotsiny!Mifandray hatrany atendron-doha ka hatrany @tendron-tongotra lay systeme am vatan\'ny olona 1,ka raha lamosina fotsiny,de rapitso ndray ny valahana,de rahafak\'apitso ndray ny vata-pe,de makany makany de farany tonga any @foto-katoka sy ny tsy haiko tsony!Tsisy resaka sexuel,tsara be zay,fa lainga zany,refa voakitikitika eo aby ny vatan\'ilay olona dia miakatra ny maripana(temperature)!Hi hi hi efa nivaly ny annonce raha mila mpanotra ilay mitady mpanotra!Jerena marotsaka io tanana io fa mahavita be a!:-D:-D
25. ftlozy ( 27/03/2008 00:20)
raha za manotra ano ts vitanny hotra fotsiny fa mbola ampiko zavatr hafa!!fasaiy we za ts rgion parisienne!!! aleo fa alefako any rasoa mpanotra ao ndrefatranonay eh!!!izy ko manahay ody may!






kely raha manahirana:-*
26. tsiambaratelo ( 05/04/2008 21:08)
Akory atao fa de manora tena rery é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0577