io finoana io wa ratsy

21. ikaretsaka ( 14/03/2008 15:01)
prime:

Ny tranga matetika dia tsy "conscient" ilay olona eo am-panaovana azy fa rehefa vita vao tonga saina...



izay... na ity finoantsika ity aza
22. fijo ( 14/03/2008 21:16)
izay mihintsy,na io hinoanareo io aza
23. pissoa ( 16/03/2008 17:26)
fijo:

pissoa,ka efa finoana ko

za nga moa niteny hoe tsy finoana !

tadidiko fotsiny ny fiarovana be ny finoana nentin-drazana nataonao teto dia izano noteneniko hoe nentin-drazana kosa io ry Fijo a :-D:-D:-D:-D:-D
24. prime ( 19/03/2008 12:10)
ikaretsaka:
izay... na ity finoantsika ity aza
... finoantsika ahoana ra-ika?:)
fijo:
izay mihintsy,na io hinoanareo io aza
... hihihihi... inona io inoanay io ra-fijo?:D
25. fijo ( 19/03/2008 21:58)
pissoa ,ka arovako ny nentindrazana satria haratsianareo nony nahazo ny an'ny vahiny ianareo.fa tsy midika hoe za koa hino azy.

prime le hinoanareo ao ko
26. prime ( 21/03/2008 10:29)
fijo> Jesosy Kristy ilay inoako aloha... ary Izy dia fitiavana ka tsy Izy mihitsy no hampiforitra na hampitondra zioga tsy mendrika toa io... fehiny tsy mitombina ilay ambaranao...:)
27. Rasiligaoma ( 24/03/2008 05:31)
ny "Finoana" fanatisme no ratsy

prime:
Ny tranga matetika dia tsy "conscient" ilay olona eo am-panaovana azy fa rehefa vita vao tonga saina...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.07