Barea:Tsy misy mpanohana fa mpanakiana no betsaka!

21. Rasiligaoma ( 17/03/2008 05:19)
fa sendra voamariko fotsiny ity a. dia mba aoka samy handinika:
ny sport tsy dia ivakian'ny ankabeazantsika loha loatra sy tsy handanian'ny fanjakana vola loatra no toa mampanjakazaka sy mampalaza ny malagasy eran-tany e!
-kanety be izao ohatra dia isika hono no efa tompon-daka eran-tany tamin'io
-ny Halterophilie
-ny Rugby isika efa mba finaliste any afrika
-ny Tolona

tsy dia misy mpiraharaha loatra ireo sport ireo fa matetiak dia saika ilay athlete sy ny entraineur-ny no miady irery kanefa tena mamiratra tokoa, ary rehefa mitondra resultats milaibe vao mody dradradradraina, fa ny taranja efa hita fa tsy handeha no andaniana vola tsy toko tsy forohana sy ranomainty sy ron-doha!


22. andryrabe ( 17/03/2008 11:33)
ouf, samihafa mihitsy anie ny fiainana an\'izany football sy petanque izany e,
toy ny hoe rock sy vakodrazana ihany io e.
samy manana ny mpakafy sy hery mpanetsika azy fa tsy mitovy.
23. Rasiligaoma ( 18/03/2008 05:45)
samihafa tokoa!
fa ny point ko dia hoe maninona ireny no tafita fa ny foot tsy tafa , nefa ny foot no andaniana vola kokoa noho ireny?
24. ronaldo09 ( 19/03/2008 09:15)
Raha jerena zany dia ianao ry razouzou ary ianao ry rajoelina no tena mpivarotra tanindrazana ,moa koa ianareo mipetraka aty an-dafy dia hadino i Madagasikara za aloha aty an-dafy saingy tsy hanadino an'i Gasikara za sady ny fanjakana malagasy rahateo koa no nandefa ahy taty fa tsy zaho manokana!Raha manadino anao aho ry Nosy Gasikarako aoka re ny lelako hirakitra amin'ny lanilaniko !Ny an'laisany Barca no ambony satria mipetraka any Espagne l'isany (I Espagne anefa mbola faraidiny aty Eoropa).
Tsika telo m'tsam marina tsy tsara miara-mipetraka fa raikitra ny ady totohondry raha miray tanana isika na izaho aza eto am-panoratana efa mivokina ny ahy ny totohondry fa tsy hitako laisany dia aleo avela handeha ho azy .Fa izao fotsiny tadidio ,Madagasikara firenena mahantra ary ny Barea tsy mahay fa ny anay anay ihany ary tsy atakalonay ny hafa MAZAVAAAAAAAAAAAAAAAAAAAA!!!!!!!!!!!!!!!!
25. andryrabe ( 19/03/2008 11:35)
calm fotsiny ronaldo a
26. tovolahy007 ( 23/03/2008 04:03)
salama doly gaona!
Ny ana zalahy de alao atao mazava mitsy a. Le zavatra io zany de zao, marina fa mahay baolina tsika gasy a saingy le pikarakara mitsy amina zany no tena fositra. Efa zavatra efa fantatra zao anie le olana e,fa ry zareo mitsy ny tsy mivaky lo. Efa fantatra fa mila atao heritaona farafaharatsiny ny fampivondronana ny ekipa ray ra hiatrika lalao goavana iraisampirenena zany,ny antsika gasy nefa de 1 volana aloha ny lalao vao misy ny fampivondronana. Ary io de hita miverimberina foana nefa efa fantatra zao fa tsy ahitambokany, zavatra efa hitanao zao ve fa poizina mahafaty de mbola ho haninao foana @ manaraka? Ao ko ny fampidirana ny mpilalao akamakama fa tsy ny tena mahay no voaray. Efa betsaka ny hevitra naroso fa otrany rano atsipy andamosiny gana doly zany. Ka amiko de zao,za de manaiky ny fanafoanana ny FMF mitsy,tsy mapaninona mitsy ra hoe voasazy tsy hilalao @ sehatra iraisampirenena zany amiko toy izay andeha hilalao nefa de faharesena lava zao no hita. Ny vola lany ny firenena ataony hafa firesaka fotsiny. Nanana vola nitondrana ny ekipa tany Maurice ry lerony,tsara zany,tsy laviko,fa ra nisy io vola io naninona tsy mba natao aloha be ny famondronana ny ekipa de io vola io no ikarakarana an'izay? Io na ho any Brazil aza nefa ny fanomanantenanao ve 1 volana de midika zany fa aharesy enao @ lalao zay ataonao? tsss.
Ka aleo mitsy ianga @ kitra-pokotany e de ho hita eo ny manaraka avy eo fa ra andeha andany vola sy fotona fotsiny tsy lasa.
27. Razouzou ( 23/03/2008 11:40)
Aza etim po ra ronaldo fa tsy mamely zany an:(.
Marina fa samy aty an dafy. Fa inona kay ny tiny ialahy tenenina hoe mivarotra tanindrazana zay.Fa nga refa mikozy izahy hoe tsy mahay ny gasy dia dikany zany de mivarotra tanidrazanay zay na hoe mamadika:?: mba hovay oa le toe tsaina fa zay mihintsy le mampahantra:-@:-@:-@ refa mikozy ny avis le olona tonga de tsaraina.Ela zany de faly fa sady mahantra ny gasy no tsy mahay:x:x:x:-w ary de reharehany la.
Miala tsiny aho zoky lahy fa tsy za zany.Ny ahy ra hitako fa tsy mety de teneniko hoe tsy mavoha ny gasy am footy ka mila jerena hoe aiza no tsy mahmety an le izy.Mba misaina ry zoky lahy vao momokona totohondry:-$:-$:-$:-$
28. ronaldo09 ( 24/03/2008 11:00)
Ialahy mihitsy ry leiry no tsy misaina!Efa impiry moa za ry bandy akama no nahatsikaritra ny hevitra aroson'ialahy ato ,ary tsy miditra eto am'ity sehatra ity ialahy raha tsy hanakiana na resy ny gasy .....Ary ialahy io moa ve mba mahay baolina ary na ny mandaka baolina aza tsy hain'ialahy koa eo no manakiana eo ...Dia oviana ary ialahy no hiteny hoe mahavoa ny gasy ????
29. Razouzou ( 24/03/2008 18:15)
=))=))=))=))=)) kozy ve.Raovina ary ialahy no malalaka hifandona kely amiko am footy :-w:-w:-w hitsapako anzany ronaldo zany.Tsy kihana ry baina no hevitra arosoko ato fa zava misy no koziko :@:@ sa diso zany reny noteneniko ireny.Ary tsy izao irery no mahita fa tsy mahavoa ny gasy fa misy olona hafa miombo-kevitra amiko ko. :roll::roll:.
Ialahy refa fière hoe madagascar povra be sady tsy mahay tsy tampena-bava mihintsy nareo zoky lahy^:^^:^^:^^:^^:^
30. ronaldo09 ( 02/04/2008 11:22)
De matesa aty an-dafy fa aza mody any Dago satria tsy mahay na pauvre i Mada fa zahay hody rehefa vita ny fianarana dia hiasa ho an'ny taninay !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.3382