fa misy inona eto amin'ity fiainana ity
1. miora2008
(
12/03/2008 07:43)
tato ato mangatsiaka foana ny andro anefa mbola tsy azo atao hoe efa fotoanany izao raha jerena ny zavatra tsapako aloha : maimay ny rivotra politika eo aloha iny ny toe-karena koa etsy an-daniny tsy lazaina ny fiaraha_ monina mangony fotsiny ny fifanaratsiana etsy sy eroa fa misy inona eto amin'ity fiainana ity fa ity no tena zavatra dia ny ao antranonay tezitra foana izay mba tonga aho ny mpianatra ; ny mpiasa ;toa zary lasa hotely hoy i neny lasa toeranampisakafoanana sy fatoriana sisa ny olana etsy an-daniny toa miditra foana; mionbo ndraindray aho mamoy fo mila o vaky lo ka mba mila soson-kevitra avy aminareo namana serasera valio ra azo atao fa miandry aho
novalian'i ftlozy ny 27/03/2008 01:13
2. rohy
(
12/03/2008 07:55)
ezaho apetraka ny fifandraisana, le fiainana mihitsy alo no mahakizitina indraindray e.reveo manja fotsiny:D:D8)
3. penina
(
12/03/2008 08:35)
Izaho koa aloha dia tena nahatsapa an'ireo zavatra ireo mihitsy.
Ankehitriny na ny teboka sy ny faingo aza tsy misy intsony.
Mahatalanjona mihitsy
:°)
Ankehitriny na ny teboka sy ny faingo aza tsy misy intsony.
Mahatalanjona mihitsy
:°)
5. mbaliana
(
12/03/2008 11:58)
Izay mahatsapa fa misy olana kely ao a-ntrano dia tokony mba hiteny hoe ahona ity fiainatsika ato an-trano ity e... mba atao resaka rehefa eo am-pisakafoanana iny e.. na rehefa sendra tafavory dia mitady ny marimaritra iraisana mba ho fifaliana no ahatongavana ao an-trano fa tsy sorisory.. asa aloha fa mba hevitro iny...:D:D
6. ikaretsaka
(
12/03/2008 15:16)
miombon-kevitra @ mbaliana
ny fitsanganana sy ny fitarihina ny ahoana marina isika ity no important de miezaka mi solve ilay olana nohon'ny manakonakona azy foana.
ny ahy aloha ny principles ko dia hoe rehefa misy olona na zavatra tsapa fa tsy ao de teneno dia ogahy.. nohon'ny hoe mody forcena aravoravona mody milamina ao nefa tsy hay

7. Veloo
(
12/03/2008 19:01)
Ny ahy ndray dia apetrako eo @ jesosy ny fiainako rehetra, ny fivavahako ny firesaha aminy dia tsy ataoko ambany mihitsy ary raisiko ho tsara ny fiainako tsy avelako ho simban'ny eritreritra mihitsy na dia sarotra aza, mila finiavana be ny finoana sy ny fanarahana an'i Jesosy kanefa avy eo dia tena otrany mande hoazy daholo ny fiainana. (je parle en connaissance de cause mihitsy an)
hoy i rohy oe
ary tena marina io
hoy i rohy oe
reveo manja fotsiny
ary tena marina io
8. ikaretsaka
(
12/03/2008 19:43)
misy tehny izay hoe jesosy tsy manampy ny tsy manampy ny tenany..
io ilay hoe samy apetraho amin'ny plasiny...
izy aza niteny hoe izay an'i kaisara aleo ho an'i kaisara...
io ilay hoe samy apetraho amin'ny plasiny...
izy aza niteny hoe izay an'i kaisara aleo ho an'i kaisara...
9. yonikafopl
(
12/03/2008 21:00)
veloo, de njy zany le variana miresaka am jesosy de tsy manana fotoana iresahana amin'ny fianakaviana tsony??:wink:
10. Veloo
(
13/03/2008 16:41)
Yoni a,
misy fotoana daholo ny rehetra ka hihihiih
aiza tokoa kay no misy an'io e?
misy fotoana daholo ny rehetra ka hihihiih
misy tehny izay hoe jesosy tsy manampy ny tsy manampy ny tenany..
aiza tokoa kay no misy an'io e?
11. comptezo
(
13/03/2008 17:36)
[[img]quote=miora2008]
tato ato mangatsiaka foana ny andro anefa mbola tsy azo atao hoe efa fotoanany izao raha jerena ny zavatra tsapako aloha : maimay ny rivotra politika eo aloha iny ny toe-karena koa etsy an-daniny tsy lazaina ny fiaraha_ monina mangony fotsiny ny fifanaratsiana etsy sy eroa fa misy inona eto amin'ity fiainana ity fa ity no tena zavatra dia ny ao antranonay tezitra foana izay mba tonga aho ny mpianatra ; ny mpiasa ;toa zary lasa hotely hoy i neny lasa toeranampisakafoanana sy fatoriana sisa ny olana etsy an-daniny toa miditra foana; mionbo ndraindray aho mamoy fo mila o vaky lo ka mba mila soson-kevitra avy aminareo namana serasera valio ra azo atao fa miandry aho
[/qu
Misy t.......... ny fiainana

12. niryna
(
14/03/2008 02:43)
Veloo:marina izany ary efa mitranga daholo ny zavatra rehetra amin'izao fotoana izao ka samy miambina.
Ny ahy ndray dia apetrako eo @ jesosy ny fiainako rehetra, ny fivavahako ny firesaha aminy dia tsy ataoko ambany mihitsy ary raisiko ho tsara ny fiainako tsy avelako ho simban'ny eritreritra mihitsy na dia sarotra aza, mila finiavana be ny finoana sy ny fanarahana an'i Jesosy kanefa avy eo dia tena otrany mande hoazy daholo ny fiainana. (je parle en connaissance de cause mihitsy an)
hoy i rohy oe
reveo manja fotsiny
ary tena marina io
ika tsy misy teny amin'izany eo ,efa im-piry io no averina foana,Atra dia tena manampy tokoa indrindra ho an'ireo izay niantehitra ny fiainany tamin'ny heriny ihany ary rehefa tsy mahita lala-kaleha intsony izy dia mitodika amin'ATra.
Ny fanana an'i kristy dia tsy midika hoe variana amin'io fotsiny
yonikafopl:
veloo, de njy zany le variana miresaka am jesosy de tsy manana fotoana iresahana amin'ny fianakaviana tsony??
tsy mitombona izany,mifanohitra aza,ny olona manana an'Atra dia manana fitiavana,fifaliana,fiadanan-tsaina ary fanantenana eo amin'ny fiainana,na inona manjo azy dia tsy mba kivy na ketraka na masiaka fa ny fanana an'i kristy dia endrika iray mampanova toetra ho tsara lalandava.Ny dikany ,manana an'i kristy miahy azy i veloo ka ny fanahy masina no manampy ny ankohonany ary dia izy no mety hitarika ny fianakaviany hivavaka,hiaraka hidera an'Atra,ary samy mahafantatra izany ATra izany avy avy eo ka dia vao maika miahamafy sy mahafinaritra ny fifankatiavan'ny mpianakavy'
Ataovy ny fanandramana
:D
13. niryna
(
14/03/2008 02:52)
yonikafopl:
veloo, de njy zany le variana miresaka am jesosy de tsy manana fotoana iresahana amin'ny fianakaviana tsony??:wink:
any amin'ny fivavahana ity no tokony valiana kanefa moa fiainana ka dia hialako tsiny.
niryna:santionany ireo izay endrika ataon'ny satana ety amin'izao tontolo izao,raha mbola hijery hianareo dia mandehana ao amin'ny fivavahana."Zarazarao fa mbola maro ny santionany sy ny endrika ataon'ny satana hana-potehina ny fiainan'ny zanak'olona ankehitriny .:cry:
Zarazarao e "Fivavahana io a"
T@ kabary fanokafana dia hoy Satana t@ ireo anjely mpiodina :'Tsy azontsika sakanana tsy ho any am-piangonana intsony ny Kristiana''Tsy azontsika sakanana tsy hamaky Baiboly hamantatra ny fahamarinanaizy ireo''Tsy ho azontsika atao intsony ny hisakana azy tsy hiroso @ firaisana@ Jesosy kristy''Koa raha tanteraka ny firaisany @ Jesosy Kristy dia ho rava ny fahefantsika aminy''Avelao ihany izy hizotra @ fiainana mahazatra azy, fa hangalarintsika kosa ny fotoana eo aminy mba hisakanana azy tsy hanam-piraisanaintsony @ Jesosy Kristy''
Izany no ataovy sy tanteraho ry anjely mpiodina, [/u]ataovy izay hahatonga ny kristiana ho variana sy sondriana, ary sakano tsy hiantsampy @ Mpamonjiny mba hampandamoka ny firaisany Aminy eo @fiainany andavan'andro'[/u]
Dia namaly ireo anjelin'i Satana ka nanao hoe : '@ fomba ahoana noahazoana manatanteraka izany?'Dia hoy Satana :
1-Hazony izy ireo (ny Kristiana) ho variana @ zavatra tsy dia misy dikany loatra eo @ fiainany ka mamorona zavatra hampifantoka ny saina aman'eritreriny;
2-Tariho hanao fandaniana (dépenses) tsy an-kijanona mba hisambo-bola tsy ho afa-trosa mihitsy;
3-Reseo lahatra mba hiasa mafy ny olona, tsy hanam-potoana intsony, ka samy hikarataka ny mpivady hanatrarany ny nofinofiny @ rendrarendra ety ivelany.
4-Sakano tsy hanam-potoana hiarahana sy hiresahana @ zanany sy ny fianakaviany ny olona. Ny trano fonenany dia ho tonga toeram-piefenana ialàna @ asa (toeram-patoriana fotsiny)
;5-Korontano ny sainy tsy handre intsony ny bitsiky ny Fanahy Masina.Ny vesatry ny harerahana
eo aminy no tsy maintsy mahatonga azy ho moratohina sy tezitra @ zavatra tsy misy dikany indrindra .
Miambena fa ny ratsy tsy kely lalana ary tsy misy tandroka :D
14. Rasiligaoma
(
14/03/2008 04:19)
ary tena mpitati-bolan'i satana ianao ity raha izao..
namonjy ny fivoriany tany angamba! fa manao rapport de reunion:twisted:
namonjy ny fivoriany tany angamba! fa manao rapport de reunion:twisted:
15. Rasiligaoma
(
14/03/2008 04:20)
efa eritreritra sendra mandalo ihany manko:
taiza no nahalalanao ireo ary raha tsy nanatrika tany ianao??
taiza no nahalalanao ireo ary raha tsy nanatrika tany ianao??
16. tsiafoi1
(
18/03/2008 12:38)
ka efa voalaza fa hiaratsy zao fiainana izao..., sady ny eto anie an-tany mandalo ihany
Fa katsaho ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinany (eo @'ny fiainanao aloa vao any ivelany), de hirindra sy hilamina ny zvt rehetra.
Fa katsaho ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinany (eo @'ny fiainanao aloa vao any ivelany), de hirindra sy hilamina ny zvt rehetra.
17. ftlozy
(
27/03/2008 01:13)
efa fanambarana @tsika olombelona izany fa efa ao anatin'ny farandro isika!!!devoly dòly ny mahatonga an zany rehetra zany fa tsy inona koriny!ary ny tanjony @zao dia handrava hadringana ary hamono!ka ny torohevitra omeko anao dia ankino @jeovah ny fiainanao fa ny Bold text vavaka manova zvtraItalic text
mety HS kely za elana tsin!!!
misaotra tompoko!!
fitiavana b:-*:-*
mety HS kely za elana tsin!!!
misaotra tompoko!!
fitiavana b:-*:-*