Ny tena namana
21. niryna
(
14/03/2008 02:29)
euh:=))=))
euh...
za tsy mananamana fa tsisy mpiti :cry:
za oun mpandainga :roll:
mety ahita namana mpandainga toa anao koa ve izany hianao ?mitovy amin'izay ilay tady lokanga ? :-D
24. rush
(
17/03/2008 10:05)
manaona niryna,ny namana dia tolotra avy any Ambony,mino aho sy maniry ny samy ahita namana sahaza azy avy isika rehetra ,
25. tess
(
17/03/2008 21:32)
an han! tolotra avy any ambony ny namana "trop bien dit, raha avy any ambony ny tolotra namana dia tokony hajaina ilay namana na manao ahoana izy na manao ahoana......:-w
izay natolotr'andrimanaitra izany tokony hajaina:°)
izay natolotr'andrimanaitra izany tokony hajaina:°)
28. tsiambaratelo
(
19/03/2008 15:27)
Ny namana,Ny namako,Ny tena namana,dia sokajy tsy mitovy ka sahiko ihangarana!Hoy i endrika01 zay,any @mombamomba azy!Raha i tsiambaratelo ndray,ny namana aminy dia ireo miara-migidragidra aminy!Ny namako dia ireo mitafatafa amiko,ny tena namana dia ireo tsy manary @sarotra,manoratra ny anarako ao am-pony sy ao an-tsainy lalandava, zaho ihany koa torak\'izany,ka na amam-polo taona maro aza tsy mifankahita na tsy mifanoratra,na tsy mamaly ny hafatro ihany koa, dia namako foana izy,izy ireo.Tsy voatery lay manafosafo anao amin\'ny teny mamy,na fanomezana sesehena,na fanomezana asa,sy ny maro tsy voatanisa akory ny tena we namana,fa mety koa lay fahavalonao no lasa tena namanao!Fa ireo voalaza eo ambony teny mamy...hoentiny handangolangona anao fotsiny ihany,de enao ndray avy eo no ataony tsara fosa:-w:-w:-w:-w
29. niryna
(
19/03/2008 17:19)
rush:
manaona niryna,ny namana dia tolotra avy any Ambony,mino aho sy maniry ny samy ahita namana sahaza azy avy isika rehetra ,
manao ahoana aky indry a,ny tena namana dia izay mifanolotra ny ainy hanolotra ny iray avy,tsy misy fitaka na fankahalana na fialonana fa mifanampy ,mifanitsy,mety marary ilay teny omeny hanitsiny ny iray fa rehefa dinihina sy fakafakaina dia azo entina amin'ny fiainan'ilay omena ilay izy satria entin'ilay nanome.Sa ahoana?
30. niryna
(
19/03/2008 17:24)
tess:
an han! tolotra avy any ambony ny namana "trop bien dit, raha avy any ambony ny tolotra namana dia tokony hajaina ilay namana na manao ahoana izy na manao ahoana......:-w
izay natolotr'andrimanaitra izany tokony hajaina:°)
marina tanteraka izany,tokony hajaina daholo na namana na tsy namana ka,ary tokony hiezaka isika ny andray sy hanaiky ilay toetran'ilay olona na namana io na tsia,toy izany koa ny ankohonana,mety tsy mitovy ny toetrantsika ilay izy dia tsy maintsy miezaka ny mitia azy ireo na inona toetrany,azo ahitsy izy raha mety fa raha tsy mety dia izay.
Ny tena namana dia miaraka amin'ny fifaliana sy fahoriana,manarina raha lavo ny iray ary miara mifaly sy mitsika ary mivanitika amin'ny zavatra izay hitovizany.Matetika koa toa ny mitovitovy ihany no lasa mpinamana e ,sa tsy izany?
31. niryna
(
19/03/2008 17:30)
tsiambaratelo:
Ny namana,Ny namako,Ny tena namana,dia sokajy tsy mitovy ka sahiko ihangarana!Hoy i endrika01 zay,any @mombamomba azy!Raha i tsiambaratelo ndray,ny namana aminy dia ireo miara-migidragidra aminy!Ny namako dia ireo mitafatafa amiko,ny tena namana dia ireo tsy manary @sarotra,manoratra ny anarako ao am-pony sy ao an-tsainy lalandava, zaho ihany koa torak\'izany,ka na amam-polo taona maro aza tsy mifankahita na tsy mifanoratra,na tsy mamaly ny hafatro ihany koa, dia namako foana izy,izy ireo.Tsy voatery lay manafosafo anao amin\'ny teny mamy,na fanomezana sesehena,na fanomezana asa,sy ny maro tsy voatanisa akory ny tena we namana,fa mety koa lay fahavalonao no lasa tena namanao!
:-*:-* =D=D misaotra betsaka amin'ny toro-hevitra
dia ny fanafodiny raha eritreretina hoe namana ilay olona ka manomboka mifosafosa ny hafa na miteny zavatra tsy tiana lasa lavitra dia tsikina kely fotsiny dia teneninana moramora hoe andao avadika ny resaka fa lasa mitatra mifosa olona isika izany ,dia mijanona ilay izy .hi, hi
Fa ireo voalaza eo ambony teny mamy...hoentiny handangolangona anao fotsiny ihany,de enao ndray avy eo no ataony tsara fosa:-w:-w:-w:-w
Ny tena olona tsy lasa amin'ny fiainana dia ireny olona miteny mivarotra saka be loha ireny:
mihoatra ny mpirahavavy no andraisako anao,sns, dia avy eo anefa mamadika ilay namany.Misy mahavanindoza izany mihitsy ary efa nahita an'izany aho dia lasa zakaiza manody nangalatra ny vadin'ilay iray ilay nilaza fa namany mihoatra ny rahavaviny.Mila tsy te hierika namana intsony ilay ramatoa,fa taty aoriana soa ihany fa nomen'Atra namana tsara dia niverina indray ny fahatokisany.
32. niryna
(
18/05/2008 20:29)
miora2008:
:Dtena marina io hevitra io satria iainako io ankehitriny ;tonga saina aho ka dia mametraka fanontaniana hoe fa maninona ity olombelona no dia mora manadino indrindra moa fa ireo milaza ho tena namana sa tia vao loatra ny olona asa angaha ankehitriny aho miezaka manadino nefa na dia izay naha mpinamana izay ihany aza ve sarotra amiko ny hoe izany fa namako foana izy na inona na inona ataony
:( (sarotr izany) hoy ny tonon-kiran'i Lalatiana
amiko ny tena namana dia hita eo amin'ny olana tsy afaka hiodivirana
valio ra toa ka misy ambara
Miora2008
ny hoe tia vao mety ho tia vao izy fa raha namana niaraka niaritra ny mangidy sy ny mamy dia tsy manadino,ny fo no mahafantatra izany fa tsy ny fitsarana ety ivelany,mety variana amin'ny fitadiavana izy,mety lavitra ny elan'elan-tany kanefa rehefa mifankahita dia mbola mitovy ihany ilay fitsikitsikina fahiny.