tratra ny mpanao ratsy

21. kelly13 ( 10/03/2008 18:09)
zay zany mba oe akaiky toby miaramila no mipetraka d mba oe tranquille, fa kay reo kou manao ny ataony! ny fiara talou apetraka ao amindry zareo fa satria oe misy garde etc... fa ry zalahy iany no maka ny radio tao anaty fiara! t@ zany fotoana izany kou grave b ny fangalarana pare-brise, niantoka mihintsiny ny pare-brise n'i papanay sy reo rahalahiny!
na izany na tsy zany aza klou, za kou d'accord @ le fampijaliana ireny oul tratra sy fantatra fa namono nandatsaka aina ireny e, fa ny tiko anaovana azy indray d atao anaty baignoire feno rano mangatsika d atao milatsaka goute a goute eo @ tampokandriny ny rano mangatsika aveo
22. tess ( 10/03/2008 18:17)
8O an han! hay ve zany ry kelly no fandehany e!:-D ary misy namako izay ny zokiny lahy mipetrak eny andohalo eny am gendarme satria gendarme nedala ! de ny fiara hono napetraka teo izany ny maraina lasa ny pare brise hay efa fanaondry zalahy lay izy.....
ampijaliana hatao mangirifiry no tsara hatao an'ireny wa! tsy tonga de vonoina fa hatao henony izany marary miala aina izany:x
ilay alefa eny anosy lava koa loha tena mjaly e!
toa betsaka ny mamono tena any! hitako tam tv....
23. ikaretsaka ( 10/03/2008 21:58)
tess. milay be az ahono any anosilava (araka ny filazan'ireo le nalefa tany taloha t@ 72 ireny )
fa le izy tsy ampy fialamboly no mahatonga ny olona any hi depr..
fa tsara aloha iznay rehefa tratra e

fa resaka securite ihany.. fa ny olona hoa izao lasa tsy misaina sy loyale @ tompony nohon'ny alika e!
za aloha d'efa ela no tsy nahatoky gardien olona fa aleoko alika e, raha samy handany vola ihany.

24. menalamba ( 10/03/2008 22:06)
Eiiissshh!!!Ny eo vonoinao,ampitso maniry tamy indray ny hafa é!Ny anay izany ny taona2000,telolahy no nobedaiko sy ny namako tao anatin'ny roa volana.Tsy nisy hafiriana akory dé ireny hitanay niriaria teny indray ry lé maizina!.Ny ahy ny fiara na@ firy na sasakalina io na @ firy dia tsy maintsy hongotana tao anaty môtera ny bateri fa raha tsy izany ny maraina manodina lakilé ny fiara ianao mamelona gaga fotsiny hoe fa ahoana no tsy velona,sokafana ny capot...vita matavyy!!Ny jiro sy ny fitaratra moa lasa aorera mihintsy fa tsy maintsy asiana anti-vol!:roll:Taty aho atrizay niainako vao sahy nanao rojo volamena fa laony mahita ny sofin'i Nenibé anay lasa mirozaroza lavaka be fa naratra nosintomin'ny matanjaka...
25. ravatorano ( 11/03/2008 09:21)
misy marina tokoa aloha fa raha iray no maty ry ilay montana tsy mahatahotody ireo folo indray mipongatra any .Efa betsaka any izay matin'ny polisy izay e
Amizao indray dia voizina mafy ami'ny gazety ny momba io mpangalatra matin'ny polisy eny ampanenjehana azy io.Lazaian fa tsiss somation e ! tsis fanmpitandremana e tokony ny tongony no tifirna fa tsy ny mahafaty azy malaky e sns sns
za tena ta fa antso iray tamin'ireo mpanao gazety ireo mihitsy ary nolazaiko azy fa mbola tsy ny havany akaiky azy no tratran'izany ka blabal bala be zareo.Amiko dia ny maty tifirina ihany no mendrika an'ireny mpamono olona ireny avy dia gun be mihitsy
na hitombo zato amberivo aza dia izay voa aloha dia voa any izay tratra dia vitaina io ilay "opération tsy miday moly" tamin'ny fanenjehana daholo taloha é
Za mankato an'ireny tena miombo kevitra amin'ireny
fa tsy hoe aza aseho ny tarehiny fa tapeno e!aza vonoina izy fa anaro e:evil::evil::evil::evil:!
Izay tratran'ireo jiolahy nefa maty voafirafira mihitsy ary tsy ananany hatra ka maninona no ananan antra ireny raha tratra
Za raha lasa lmehibe be amin'ny fitondrana dia ataoko lalana mihitsy izany mba hamihemotra farafaharatsiny ny mpanao ratsy :twisted::twisted:
26. menalamba ( 11/03/2008 11:54)
Ny tene manirikiry sy mampanahy ahy izao razoky Ravatorano dia ny hoe mody mihinana kely eny am-ponja eny dia mahita lalam-poza dia mivoaka indray ity namono ny naman-tsika teto ity.Raha namaky gazety aho androany maraina mantsy dia zendana nahita hoe tratra i Rasta !!! Lazaiko @ nareo fa io olona io no iray t@ iretsy nolazaiko fa voabedanay t@ taona 2000 teny Itaosy.Daroka izany nampihinananay azy ireo izany ,nanomboka t@ 4 sy sasany maraina ,ka h@ valo maraaina vao niteny ilaimontana hoe etsy ny namako sy ny misy ny entana.Folaka aby ny tanako sy ny kitrokeliko namely daka sy totohondry fa éhééé ,mafy vava bé,raha tsy ilay namako iray no mody nandrangitra antsy hoe andao asorina ny bungany,mody novahanay ny patalohany vao nibaradaka,dia noraisim-potsiny teny Antohomadinika ny telolahy ambiny.Entana halatra izao tao anatin\'ilay trano hazo kely teny izao.Dia nalefa teny amponja ry zalahy ireo,roa volana taty aoriana,sendra nanamboatra kodiarana teo @ mpanampina pné aho ,niondrika dia nitraka tampoka io nifanena taniko teo ambany oroko i Rasta tompoko!Saika nijanona ny foko,raha notrabarany aho dia vita teo,taitra koa izy nahita ahy dia rifatra.Telo volana taty aoriana,voatafika ny mpamongady iray tao @ tanananay,dia narahan\'ny zandary ny lalan\'ireo mpanafika fa nisy entana maro niraraka teny an-dalana,tonga dia nivantana tao @ tranon-dRasta! Voabeda ny roalahy fa tafaporitsaka Rasta! Matin\'ny fokonolona teo ny raikalahy fa tsy voasakan\'ny zandary intsony ny hatezeram-bahoaka.azo ny entana rehetra fa ny vola no efa nisy banga nifampizaran-dreo.Telo volana tao aorian\'io,dia nisy nanafika ny tranon\'ny masoivoho ny ambasadin\'ny nosy Comores,voatifitra tao ireo Komorianina mpirahalahy ,trobaky ny bala ny tratrany fa tsy maty.Nisy nahatsikaritra fa iRasta sy ny namany no tao ,dia nivory niaraka t@ zandary sy ny fonkon-tany manodidina izahay ny @ tokony hatao .Nalefa ny tetika ,dia babo Rasta sy ny namany dia nihaiky tompoko.Niverina am-ponja!Efa-bolana monja taty aoriana tompoko dia tonga ilay lehiben\'y borigady ny zandary niresaka tamiko fa miriaria misy mahita mandehandeha any indray iRasta !!! Kivy tanteraka ilay manamboninahitra:evil::evil:Fehiny :Na misy lava-tanana ao ambadika manarama azy ireo toy ny ao @ gazety androany izay mitranga any Toamasina ,na ny fonja no feno kiloadoaka :evil::evil::evil::evil:
27. ikaretsaka ( 11/03/2008 17:59)
ny tsy miday moly io ihany aloha no tena mety lehe mahazo mpangalatra fa le lava tanana avieo no tena tssss!
ny ahy koa nisy niditra tao an-tanana dia tratran'ireo toto
ny toto moa tsara baiko heo tsy mahazo mipetaka fa mihazona fotsiny.... dia ny tena koa namindra fo dia niantsoana zandarme sns ry zalahy dia nentina tany tokoa ..
dia nony tonga tany ry zalay dia mody notazonina 2 andro tao dia tsy hay intsony ny aferafera tao fa afaka madiodio aby avy eo ..
nefa raha nopetahan'ny toto teo dia teo no anarany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3795