eritreritra nadalo de tsy nijanona

1. kiadi ( 09/03/2008 18:31)
euhh! miala tsiny fa nanana eritreritra nandalo zah teo de madrapahasokatro ito forum ito hilazako azy eto de lasa ilay eritreritra! tena nandalo tokoa iz ka tsy nijanona! tsy ba nahalala niandry ny anoratako azy eto akory ! shhhh!!
miala tsiny nanelingelina eh! =))=))=))^:^^:^^:^
novalian'i ftlozy ny 27/03/2008 00:13
2. kiadi ( 09/03/2008 18:32)
ary tokony ary @ hatsikana ange ito no nataoko fa tsy tato eh! :-D:-D:-D:-D
3. tess ( 09/03/2008 19:01)
:roll::roll::roll::roll: mila mihinana vitamine tsy manary fitadidiana i kiadi:-D:-D:-D:-D
4. kiadi ( 09/03/2008 19:52)
asio sizé eo ry tess aloha mandrapa an!
5. antigone ( 09/03/2008 20:05)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Pingouins/pingouin1.gif[/IMG]
6. kiadi ( 09/03/2008 21:44)
tsy fanina ve antigone miodikodina eo fona?:-D
7. ikaretsaka ( 09/03/2008 22:00)
antigone> tena gone eo enao fa miodikodina eo foana anie e
8. ANARIM ( 10/03/2008 06:14)
!akondro kiady (reny ono be magnesium = mahatsara ny memoire)
9. ari.malala ( 10/03/2008 08:44)
:-D:-D:-D:-D:-Dts fanina marina v ky ndry ry antigone?:P
10. antigone ( 10/03/2008 08:57)
kiadi:

tsy fanina ve antigone miodikodina eo fona?:-D


Ka niodikodina za hoe nitady le eritreritra tsy hita kay le izy ko =))=))=))=))=))=))
11. xxx ( 10/03/2008 08:58)
ny adala no tsy ambakaina Atra no mahatahotra fa tena poritra be za nefa tsisy taratasy de ny mosoarako no nampiasaiko tampoka teo anefa nievina aho ka nisolitika ny leloko de voafafako tsy nahy tamin'ilay mosoara teo feno diky aby ny tavako kanjo tonga tampoka ilay sipako tsy dia nahatazana ahy firy noho ny andro maizina tsy nisalasala izy nanoroka ny tavako ankona ny anao vaby fa feno diky koa ny vavany avy hatrany de nisarahany aho nitomany aho ka feno diky koa ny tanako izay namafako ny ranomasoko mba toroy vahaolana fa tena mijaly satria de tena voahitrako aby ilay diky teo kanefa aho efa tara ka avy de nampiditra kiraro ary tsy afaka nisasa intsony de misaotra mialoha noho ny fanampianao^oo^oo^o
12. antigone ( 10/03/2008 08:59)
ari.malala:

:-D:-D:-D:-D:-Dts fanina marina v ky ndry ry antigone?:P



=))=))=))=))=))zao le hoe ze voa fanimpanina za maika ery hamaky le eritreritra :b kay le izy aza tsy nijanona =))=))=))=))
13. yonikafopl ( 10/03/2008 09:10)
dain :evil: kou ty xxx
14. antigone ( 10/03/2008 10:32)
xxx:

ny adala no tsy ambakaina Atra no mahatahotra fa tena poritra be za nefa tsisy taratasy de ny mosoarako no nampiasaiko tampoka teo anefa nievina aho ka nisolitika ny leloko de voafafako tsy nahy tamin'ilay mosoara teo feno diky aby ny tavako kanjo tonga tampoka ilay sipako tsy dia nahatazana ahy firy noho ny andro maizina tsy nisalasala izy nanoroka ny tavako ankona ny anao vaby fa feno diky koa ny vavany avy hatrany de nisarahany aho nitomany aho ka feno diky koa ny tanako izay namafako ny ranomasoko mba toroy vahaolana fa tena mijaly satria de tena voahitrako aby ilay diky teo kanefa aho efa tara ka avy de nampiditra kiraro ary tsy afaka nisasa intsony de misaotra mialoha noho ny fanampianao^oo^oo^o

eisyyyyyyyyyyy zao le eritreritra diso lalana manimba film aleoko ihany le eritreritra tsy nijanona:°):°):°):evil:

15. Papoose ( 10/03/2008 10:49)
mba tsentsina b koa angamba ny oron'i akaman'i xxx ka tsy naheno le fofon-diky kty!
16. ari.malala ( 10/03/2008 11:13)
antigone:-D:-D:-D:-D:-D:-D

xxx>:evil::evil::evil:
17. kelly13 ( 10/03/2008 11:52)
xxx>:-D:-D:-D:-D:-D:-D enao nga le voan'ny sery sy hemoroida ary? =))=))=))=))=))=))=))
18. kiadi ( 10/03/2008 11:55)
xxx> mamonoa tena fa efa tsy avotra tsony elah!
19. antigone ( 10/03/2008 12:17)
ry xxx raha higrôbaka aaaa tssssss ndana any @ fako mamaly fa zao aza ato mbola mifampitady @le eritreritra tsy nijanona^^^^:b:b:miam:
20. lovemetoo ( 10/03/2008 12:20)
za bo gaga klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1878