fihaonana

21. tess ( 15/03/2008 18:25)
Rasiligaoma:

tess> noheveriko hoe hanao boule anie ianareo sy ry Ika

izaho tsy matahotra ny hifampitifitra boule miarak am ika! fa matahotra ny ho voatsatoka hoe tsy tonga akory izy :-P:-D


22. rajoelina ( 16/03/2008 09:12)
somary maimaika be aho zany fa...

pachinot: aôna iany le congénao tam sabotsy? afaka sa tsy? muuak (L )

tess: tongava fotsiny njy manatrika ny ekipanay e, any hono be kil be :wink:



Mametraka veloma amin'ny herinandro manaraka indray

Tratrany Paque daholo! :-*
23. ikaretsaka ( 16/03/2008 20:11)
tess:

izaho tsy matahotra ny hifampitifitra boule miarak am ika! fa matahotra ny ho voatsatoka hoe tsy tonga akory izy :-P:-D

za aloha tsy ho any e.. sao enao manantena


24. tess ( 17/03/2008 12:53)
:?:snif:
25. ikaretsaka ( 17/03/2008 21:02)
aleo mampionontena dia ny mialoha toy izay miandry tsy misy ko
26. tess ( 17/03/2008 21:27)
:-$:-w
27. ikaretsaka ( 17/03/2008 22:23)
* ny ahiako tsary ndroky ro miandry rozy any:-D:-D:-D
28. tess ( 18/03/2008 06:01)
:roll: an!!!!! tenatsy azoko indray izany resaka rozy izany klou:-/:-w
29. arialy ( 18/03/2008 12:41)
rozy= ry zareo
30. ikaretsaka ( 18/03/2008 15:28)
tess:

:roll: an!!!!! tenatsy azoko indray izany resaka rozy izany klou:-/:-w


misy manantena hoa hoe misy tary ho avy any hanome raozy azy e.....
lasa tsy ndroky tampoka le olona manantena:wink:
31. tess ( 18/03/2008 16:30)
ka zà tsy manantena rozy amin'iza n'iza kou!:-D:-D:-D
32. ikaretsaka ( 18/03/2008 21:19)
boule ve no nantenaina??
33. tess ( 18/03/2008 21:50)
tsy misy nantenaina ka! tena tsy misy:°)ny andro tsara zao no hantenaina amin'io congé de paka io! no hisaorana lehibe......
34. ikaretsaka ( 19/03/2008 00:26)
:-P
35. Samoana ( 20/03/2008 15:45)
Aza adino ny bodofotsy dobla fasy fa nahitatry ny météo ny ririnina:{
36. tess ( 20/03/2008 15:58)
mangatsika tokotra ny any izao fa ny ahy izao toa mi grevy hono ny train amity week end ity ka asa na ahita an'i slmo sy infinity ihany na tsia:?
37. ds ( 21/03/2008 13:10)
Efa eto amin'ny manodidina Vichy (50 km) ny tenanay. Soa ihany fa niainga omaly hariva izahay fa ratsy be ny andro :-( Sady mandrivotra be no avy ny orana ary mangatsiaka koa. Ny hilalao eny ankalamanjana aloha toa ho sarotra raha izao toetr'andro izao no mitohy. Soava dia izay mbola ho avy e.
38. tess ( 21/03/2008 15:27)
atahorako ho vitsy olona izany:? aza hadino fotsiny ny sary ry ds ah!:-*
39. Samoana ( 21/03/2008 17:13)
ds/ Misaotra an'i Ramose météo:-D Tongava mialokaloka ao @ boulodrome e!Tsy niova ny nomerao phone-ko:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7983