vorona azon'adala
23. diamondra27
(
07/03/2008 18:23)
kallie: mba manala azy akia fa njy koa , aiza ve de serié fona ny fiainana
lasa adala eo njy a
zay vao voron'azon'adala eo tokoa
:-D:-D
yonika za akia micomprendre anjareo fa ra vao mahay zavatra kely zay ange njy de otrany te hipratiké foana satria faly fa ni réussir e! de tamana be mitsy aveo
le maniry kintana zao ny ahy no mba tena tiko sy le sary ngabenoely ( le sary gif io a)

24. fahamarinana
(
07/03/2008 18:29)
diamondra27:
le maniry kintana zao ny ahy no mba tena tiko
:arrow:Hay ve zay fontsiny no tadiavindry Diam's ? Koa tsy aleo kapohiko mafy ny lohandry dia avy eo maniry kitana :wink::-D:-D.(l)
29. tsiafoi1
(
10/03/2008 07:00)
yonika :
Ka inona indray aza no holazaiko e! Sa ve we: CYCLONE SARY, mandalova aty...
Rehefa leo zay ange ry Yonika, de maloiloy ta handoa raha mbola mijery, ka raha mando eo ise atao akory...
Ankafizo milamina ao r'ise de TSIKY DE AMPY a =((=((=((
fa nony be de be de nankaleo,
de ozy i tsiafoi we refa leo de aza mijery
Ka inona indray aza no holazaiko e! Sa ve we: CYCLONE SARY, mandalova aty...
Rehefa leo zay ange ry Yonika, de maloiloy ta handoa raha mbola mijery, ka raha mando eo ise atao akory...
Ankafizo milamina ao r'ise de TSIKY DE AMPY a =((=((=((
30. ari.malala
(
10/03/2008 07:41)
:-D:-D:-Daza ataonareo maniry kintana kosa i diams fa mampalaelo kle:-D:-D
kiadi, ary toi mahay mandika teny a! tena =))=))=))b mints za kleeeeee

31. yonikafopl
(
15/03/2008 22:27)
Hoy tsiafoi
za nge tsy niteny we leo ee, fa otran tsy nisy tsirony tsony le izy,hatrany andakozia ka hatrany am salon de tratran'ny tsunami doly
fa amzao zao efa lasalasa, de raha misy mamerina kely njay de tsy maninn :wink: