inona no azo ilazana azy?
21. ari.malala
(
07/03/2008 14:30)
eny e, samy resaka na le NDE na le formol ko hihihi! satria nge raha voatsindrona formol v d mbola tokony ho tafaverina? ts haiko alou e!
22. ikaretsaka
(
07/03/2008 14:47)
arakaraky ny effets-ny..
tsy te hiditra lalina aho fa raha tany @ fivavahana sy finoana ity dia nisy niteny heo tsy misy tsy hain'Ilay ao ambony ao atao , rehefa tiany ny hanaovana izany!:°)
tsy te hiditra lalina aho fa raha tany @ fivavahana sy finoana ity dia nisy niteny heo tsy misy tsy hain'Ilay ao ambony ao atao , rehefa tiany ny hanaovana izany!:°)
23. ari.malala
(
07/03/2008 14:56)
afaka teneninao izany na aiza na aiza ilay dinika k;) fa hono hoa, iny formol iny moa izany impiri atsindrona @ ilay olona maty? de ny mahagaga ana ilay olona 2 henoko ireo ny temoignageny, nitovy ny daty nahafatesany... sa ve izay marina o sitrak'Ilay ao ambony ao?
24. tsiambaratelo
(
08/03/2008 19:09)
Tena betsaka zany le maty mifoha a,ity ray ity ndray dadan\'ilay namako Claudia no anarany de Claude ny anaran\'i dadany !Efa maty efa herinandro io dadany io,iny andeha handevina iny de efa samy nisotrosotro ry zalahy nitondra ny razana!Dia niteny ny sasany we aza migafy ry zalahy a,de we migafy aona é?Ka aza ahetsiketsika hoatr\'izany ny havanay !De samy nangina,de nihetsika ndray,de niteny ndray ny hafa de avy eo nisy feo hoatran\'ny feon-tsaka,de we sao de nofatsihan\'ialahy isany ao koa ny saka é!De niverina fanindrony le feo de novohaina ka ity olona hoentina alevina no niverina tao ny ainy!Efa ho 20taona zay nefa velona tsara any ny rainy;fa saingy kosa tonga de fantany ny ao an-tsain\'ny olona !Na olona mbola tsy fantany sy tsy mahalala azy aza.
25. ikaretsaka
(
08/03/2008 21:48)
ari.malala:le resaka formol dia dokotera ro afaka hamaly an'io aminao ry zanako