LAZAO AZY : TIAKO HIANAO!!!!

21. tsiafoi1 ( 11/03/2008 13:02)
Déclaration d\'amour ty zany e:

Tiako be enao mamaky io
Tiako be enao tsy tia ahy io
22. niryna ( 12/03/2008 02:02)
nandrianina1:

mbola ho avy ilay maraina ka.

efa manangatsanga ao le masoandro ka!
de adinoko fa azafd TIAKO IANAO de ba mamikely ,mipoaka be, tsara be le frappy

:-*:-*

23. niryna ( 12/03/2008 02:05)
mitia04:

"fa ra misy olonkafa any ho any mampijaly , eto aty hampianariko mitia"
tsotra be ka!:-D:-D:-D

aingana hono ry ireto manatona an'i mitia fa ampianariny mitia ilay fahavalo a.
Mety ho sarotra ilay izy an fa rehefa manandrana mamela ilay fahadisoany ,tsy voatery ho namany intsony ary tsy ho voatery hizara vaovao aminy intsony koa saingy mila mamela azy dia mandeha io. :D

24. niryna ( 12/03/2008 02:07)
xxx:

tiako daholo ianareo rehetra izany de ahoana ra ohatra ka:°):°):°):lol::lol::lol:

dia omena :-*:-* hatrany ihany sy (l) ihany ary dia :) amin'izay dia :D

25. niryna ( 12/03/2008 03:19)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47d74a6e21e70

Jereo ity raha manampy antsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3669