Ô iza iza sy faly aho
1. vorona
(
05/03/2008 08:40)
Manahoana daholo,
Mba mitady ireo tononkira roan'ny Fihirana (ô iza iza sy faly aho). Mankasitraka mialoha izay afaka manampy. Veloma
Mba mitady ireo tononkira roan'ny Fihirana (ô iza iza sy faly aho). Mankasitraka mialoha izay afaka manampy. Veloma
novalian'i veromahefa ny 05/03/2008 09:56
2. veromahefa
(
05/03/2008 09:42)
FALY AHO
faly aho raha hoy izy ireo tamiko
Andeha isika ho any an-tranon'i Jehovah (2)
Ny tongotray efa mijoro
ao anatin'ny vavahadinao,
ry Jerosalema (2)
Dia ianao ry Jerosalema (2)
Izay efa vita tahaka ny tanàna efa voalamina tsara
Any no hiakaran'ny firenena, ny firenen'i jehovah
Mba hisaotra ny anaran'i Jehovah
faly aho raha hoy izy ireo tamiko
Andeha isika ho any an-tranon'i Jehovah (2)
Ny tongotray efa mijoro
ao anatin'ny vavahadinao,
ry Jerosalema (2)
Dia ianao ry Jerosalema (2)
Izay efa vita tahaka ny tanàna efa voalamina tsara
Any no hiakaran'ny firenena, ny firenen'i jehovah
Mba hisaotra ny anaran'i Jehovah
3. veromahefa
(
05/03/2008 09:56)
JESOA NO MPANAVOTRA
O!iza iza?
iza no hamonjy
Iza, iza no hamonjy ahy re?
Fa reraka aho e!
Fa dia reraka milonjy entam-pahotana, fahotana be
O!manatona
Manatona an'i Jesoa
Fa Izy ihany
Izy no hamonjy anao
Fa noreseny
Efa noreseny na
ny fasana aza dia
ny fahafatesana !
ny fasan'aza!
Efa noreseny izao
ny fahafatesana'lay fahavalonao
Ka mba mifalia !
Mifalia ianao
Fa Jesoa tompo no
Mpanavotra anao !
Ry Jeso Tompo o!
Ry Jesosy Tompo o!
Mba raiso re ny foko
Ho Anao izao !
Fa famonjena fanavotan-dehibe
sy avotr'aina koa
no he atolotrao
Fa novonoina !
Novonoina ianao
Hisolo voina
Mba hisolo voina anay
Fa noresenao
Efa noresenao na
ny fasan'aza dia
ny fahafatesana !
Ny fasan'aza !
Efa noreseny izao
N fahafatesana 'lay fahavalona
Ka mifaly re!
Ka mifaly izahay
Fa Jesoa Tompo no
Mpanavotra anay!
Bessa
O!iza iza?
iza no hamonjy
Iza, iza no hamonjy ahy re?
Fa reraka aho e!
Fa dia reraka milonjy entam-pahotana, fahotana be
O!manatona
Manatona an'i Jesoa
Fa Izy ihany
Izy no hamonjy anao
Fa noreseny
Efa noreseny na
ny fasana aza dia
ny fahafatesana !
ny fasan'aza!
Efa noreseny izao
ny fahafatesana'lay fahavalonao
Ka mba mifalia !
Mifalia ianao
Fa Jesoa tompo no
Mpanavotra anao !
Ry Jeso Tompo o!
Ry Jesosy Tompo o!
Mba raiso re ny foko
Ho Anao izao !
Fa famonjena fanavotan-dehibe
sy avotr'aina koa
no he atolotrao
Fa novonoina !
Novonoina ianao
Hisolo voina
Mba hisolo voina anay
Fa noresenao
Efa noresenao na
ny fasan'aza dia
ny fahafatesana !
Ny fasan'aza !
Efa noreseny izao
N fahafatesana 'lay fahavalona
Ka mifaly re!
Ka mifaly izahay
Fa Jesoa Tompo no
Mpanavotra anay!
Bessa
