possible ve?
1. xxx
(
04/03/2008 06:24)
nisy olona anakiray efa ho faty dia ny anakiray marary mila fo vaovao, dia vao maty lé ray dé nafindra tamin'ilay anakiray ny fony ,dia rehefa ela ny ela dia ny olontiany ilay maty no lasa tian'ilay anakiray.mety possible ary ve zany e?taminy film no nahitako anio
novalian'i yonikafopl ny 07/03/2008 06:48
3. xxx
(
04/03/2008 06:27)
dia no explication ary é,dia aona ra oatraka tsy goût anilay olona nahazo fo vaovao ilay olona tiany aminizao taloa?
4. Papoose
(
04/03/2008 11:37)
resa-tsiansa angamba noho le transplant-n-le fo!
eritreritro ihany io fa tsy sure za satria tsary de mahay siansa!
eritreritro ihany io fa tsy sure za satria tsary de mahay siansa!
5. nandrianina1
(
05/03/2008 04:46)
tena filma marina zany e!:°)
ra fo en block kosa tsis afak mitahiry lilil e! mifandray @saina io vo miasa
ra fo en block kosa tsis afak mitahiry lilil e! mifandray @saina io vo miasa
6. Rasiligaoma
(
05/03/2008 04:58)
ny tena fantatro sy assuré aloha dia ny resaka rà e!
tena marina fa lasa misy toetran'ilay olona tena tompon'ilay rà lasa ao aminy ny olona anankiray, indrindra raha somary betsabetsaka io ra io
tena marina fa lasa misy toetran'ilay olona tena tompon'ilay rà lasa ao aminy ny olona anankiray, indrindra raha somary betsabetsaka io ra io
7. Rasiligaoma
(
05/03/2008 04:59)
ary tsy voatery araky ny science ihany no hanamarinana an'io, fa iznay no mahatonga ilay hoe frere de sang e, fatidra e, iray rà mikoriana e
8. penina
(
05/03/2008 05:46)
Ilay dinika aloha somary peta-toko ihany, fa nahalala zavatra na izany aza. Hay ve ka misy mamindra fo izany eh. Mba tara be ndray aho tamin'iny.
Ity misy fampianarana ze mazoto. Somary mampihomehy ahy hoe: inona ihany izany no atao hoe olona? atidoha angamba fa io no toa tsy mety afindra fa vao maty ilay olona dia iny koa no tsy miasa intsony ny atidoha.
Raha tena laibany be izany dia mety ho ela velona be an. Lasa Frankenstein fotsiny.
:wink:

9. niryna
(
05/03/2008 05:58)
Dia ahoana tokoa izany? Raha tsara fanahy izany ilay nanome fo ka ratsy fanahy ilay nomena fo dia ahoana?
Sa ilay toetran'ilay fo vaovao aminy no hoentiny sa tsy misy hidirany mihitsy :D
Sa ilay toetran'ilay fo vaovao aminy no hoentiny sa tsy misy hidirany mihitsy :D
10. tess
(
05/03/2008 06:32)
arakakraka ny zava misy no maha possible azy na tsia! raha olona efa antitra be kosa ve no maty manana olontina antitra dia afindr amin'ny olona tanora ilay fo ...possible ve izy hitia anlay olona antitra olontian'ilay olona maty??????:-P:°)
11. meva2
(
05/03/2008 08:51)
Izaho aloha somary tsy mino e!
Satria ilay fo, tsara fo, tso-po, fo be fitiavana ange dia ilay ao anaty izay tsy azo tsapain-tànana e!! ilay fo resahana eto dia organe izay manadio ny rà mikoriana ao anatin'ny vatana fa tsy hoe ao antin'io fo mivaingana io akory no misy ny toetra sy sentiments isankarazany!
Raha hoe angaha ny atidoha misy ny mémoire sy ny karazany, mety hampieritreritra ihany fa raha fo kosa.....
12. xxx
(
06/03/2008 05:59)
misaotra anareo ze namaly alo,fa lesonay tany ampianarana koa mantsy io fanotanina io na de itako taminy film iany aza
13. badboy
(
06/03/2008 15:32)
Dia enaro tsara alou zany ny lesona de ento eto aveo ny valiny!!!:idea::idea::idea:
Nan mais qcq'il faut pas entendre!! Fo nomen'i X an'i Y, de Y lasa tia tsy fidin'ny an'i X' zay ramatoan'i X taloha!!8O8O8O Mba jereo le logique f'aza de miteniteny foana mokoe!!
Ataovy koa oe refa nogrefena hoditra nalaina avy any @ fitombenany ilay may tava dia lasa mangetotsa ny tavany aorian'ilay grefy!!:-D:-D:-D:-D

14. comptezo
(
06/03/2008 17:27)
xxx:
nisy olona anakiray efa ho faty dia ny anakiray marary mila fo vaovao, dia vao maty lé ray dé nafindra tamin'ilay anakiray ny fony ,dia rehefa ela ny ela dia ny olontiany ilay maty no lasa tian'ilay anakiray.mety possible ary ve zany e?taminy film no nahitako anio
(l)tsy possible avy hatrany,tsy hambahamba(l)
17. yonikafopl
(
07/03/2008 06:48)
Ataovy koa oe refa nogrefena hoditra nalaina avy any @ fitombenany ilay may tava dia lasa mangetotsa ny tavany aorian'ilay grefy!!
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))