'bless you' na 'velona'
21. Veloo
(
07/03/2008 20:16)
melody [ Valio ] 07-03-2008 20:25:20
Lohateny : Re : 'bless you' na 'velona'
veloo: aiza akia izany orizinaly izany jerena?
melody a hihih efa novalin'i cutie hihihih
22. melody
(
07/03/2008 21:57)
cutie, veloo: m'ci akia, ary tsy hitako indray iny an, taiza ary za tô tara train fona kty:-D:-D:-D fa tena tsara ilay satroka ka:-D
23. antigone
(
07/03/2008 22:46)
Papoose:
mba tsy kenda aza le reniny ko!!:-D
:-D:-D:-D otra'ny hitako le reniny sady niteny hoe zany raha tsy taitra mintsy ny olona =))=))=))
24. cutie
(
08/03/2008 02:30)
averiko jerena impolo aman-jato le izy mbola tapaka foana ny tsinaiko=))=))=))=))=))
25. melody
(
08/03/2008 18:45)
:-D:-D:-D cutie, ka ilay tena mampimé ange akia dia tsy nampoizina we biby toy ny panda goavana be io no ho taitra @ ilay hevona e?
30. melody
(
19/03/2008 14:18)
cutie: fa madio zareo an, jereo ange ity e
http://www.youtube.com/watch?v=gvOh63pXI90&NR=1
http://www.youtube.com/watch?v=gvOh63pXI90&NR=1