Salut daholé! Tsy de manana ho resahina loatra aho fa mba mangataka lay tononkira "Ampelasoa" an'Ny Ainga, tena tiako be lay hira kanjo tsy de haiko zay lazainy. Zay ihany éeh! Ka Bye bye.
Salut daoly,
za koa mba mitady ny tonon'iny hira iny fa tsy maita mints, ra mba mahazo mo ianao ry Eliediego de mba andefaso ko za.Misaotr mialoh e! bye