Ferana hat@ zaza ateraka aza ny an'ny hafa.Koa aza mitaraina
1. Jeankely
(
01/03/2008 09:57)
Ho an'ireo mitovy hevitra amin'ny hoe miezaka sy miasa mafy dia hisaorana fa ireo mbola variana milaza ny fahoriana sy ny fahasahiranana dia averiko ihany fa nahita mangidy ny hafa vao nandroso. Hatr@'ny mpanao gazety aza manao sary mampiomehy ny 4-mis mangataka @ Filoha ary ny Filoha milaza hoe "efa hoe aza miteraka betsaka". Jereo fa fitaizana mivilana mihintsy ilay fandraisan'ny sasany ilay gazety. Ny tany hafa aza lalàna no milaza hoe (01) tokana ny zaza ateraka. Ao ny mandositra miala ny taniny ireny Sinoa sy Indian marobe tonga Madagasikara ireny ary miteraka maro avy eo. Tsy mbola mahita ny tena mafy angamba ka lasa ny resaka no betsaka ho an'ny sasany. Tsy ny vahoaka sahirana mihintsy no be resaka nefa.
novalian'i Jeankely ny 07/03/2008 03:01
2. andryrabe
(
01/03/2008 10:51)
ka ny fahoriana tsy ambara havana hono zakan'ny tompony ihany e, tsy maintsy mitaraina ihany indraindray kou
3. tess
(
01/03/2008 11:24)
tsara ny famerana ny zaza nateraka ka!:wink: mila mifanaraka amin'ny fidiram-bola
anefa indray am tan mandroso ohatr europe: hiterahana maro mba ahazoana fanampiana ara bola maimai-poana! tsy hay tsotry izy ity e!:-P
anefa indray am tan mandroso ohatr europe: hiterahana maro mba ahazoana fanampiana ara bola maimai-poana! tsy hay tsotry izy ity e!:-P
4. andryrabe
(
01/03/2008 11:48)
Misy aza teny malagasy hoe ny zanaka no harena sa tsy izany ma, zany hoe ny ntaolo koa mety diso ihany indraindray e, anjaran'ny tsirairay ny mandanjalanja, nefa aleo tsy hadino ihany fa mahazo mitaraina rehefa marary.
5. badboy
(
01/03/2008 12:24)
Chine : 1,3 milliards ny isan\'ny mponina, puissance commerciale @ zao fotoana zao.
Inde : 1,1 milliards ny isan\'ny mponina, futur puissance économique mondiale.
USA : 280 millions d\'habitants, 1ére puissance mondiale.
France : 68 millions d\'habitants, 5ème puissance économique mondiale.
Madagasikara : 18 millions d\'habitants, parmis les pays les plus pauvres du monde.
Ny dikany : tsy ny isan\'ny mponina be dia be no mampahantra, fa ny mifanohitra @ zay satria \"économie libérale et de consommation\" no ampiharin\'ireo rehetra manakarena reo. Ka ra tsisy ny mpanjifa de tsy miodina ny économie.
Vahaolana : ampiroborobona ny fambolena, ampiroborobona ny fanondranana, ampiroboroboana ny fananganana ny orinasa eo antoerana.......ampitombona ny isan\'ny mponina mpanjifa (augmentation du nombre des consommateurs), ary ampiarahana @ zay ny fampiakarana ny fahefamividy (augmentation du pouvoir d\'achat)dia misondrotra ho azy ny firenena!:idea::idea::idea::idea:

6. Jeankely
(
01/03/2008 12:26)
Ny zanaka tena harena fa ny tiako hambara ilay hoe mbola mafy aza ny fepetra hiainan'ny olona fa tsy faly mitokotoko zaza etsy sy eroa avy eo tsy velona. Nanaovana fihomehezana ny Filoha Malagasy raha nilaza hoe enjehina izay lehilahy mandositra adidy mahabevoka zanak'olona. io ilay lazaiko hoe hafa ny tondroin'ny molotra hafa ny halehan'ny tanana. Tsy tokony hamafy resaka manakivy olona mihintsy ny mpanao politika na mpanohatra izy na inona.
7. tess
(
01/03/2008 13:14)
jeankely: marina mitsy zany! rehefa miteraka bdb tsy maitsy hoe sahirana ihany raha kely ny fidirambola
8. Jeankely
(
01/03/2008 15:29)
Mahafantatra an'i China sy India ve Badboy ary nandeha nahita ny fiainana tany sa be resaka e? Mandroso ireo fa any no tena ahitana izany hoe elanelana goavana eo amin'ny mahantra sy mpanakarena. Ny Sinoa nitsoaka mila ravinahitra any Madagasikara aza ny sasany tsy mahay afatsy teny Sinoa ary ny zanany efa 14 taona vao nampidirina nianatra. Izaho tsy mandaha ary manantitratitra foana aza hoe nahita fandrosoana ny Aziatika fa naveriko kosa hoe misy faritra vizana tanteraka ary any koa no misy ny famerana isan-jaza. Sa asaina miteraka maro koa ry zalahy izao araka ny hianaran'i Badboy ao Frantsa?=))=))=))
9. Jeankely
(
02/03/2008 06:40)
Mba ataovy mifanaraka ihany ny zavatra resahina amin'ny sehatra rehetra fa hitabe hoe tsy manana hevitra hijoroana fa misavoamboana. Atsy ambadika milaza ary manohatra ny "Catholic" izay tsy mahankasitraka ny kapoty sy fanalanjaza. Midika izay fa tia hametra ny fiterahana. Avy eo indray milaza fa ilaina ny maro fa io no mitondra fandrosoana. Izany hoe mifanohitra @'ny "thesis"-ny teo aloha. Raha ny resaka "populationist" dia tsy hampianaranao izany izahay satria "Economics" no taranja nianarana taloha ka ny fianaranao lalàna vitao tsara "badboy" fa tsy hainao ny "theory" isankarazany ny amin'izany. Tsy nilaza ny mety sy tsy mety aho fa nanambara hoe tonga alavitra ny fepetra ary noferana hatramin'ny zaza ateraka.
10. xxxx1
(
02/03/2008 09:55)
miala any indray ra be vazavaza
tena fatratra tanteraka ity rajeankely-inona ity ray olona
inona no tsy hainy sy tsy fantany ? Azia no hitany dia tonga lafatra ny faripahaizany, resiny daholo isika mianakavy kaikaikai
io zao tonga dia tafiditra paradisa raha mitsipaka eo ^:^^:^^:^

11. Jeankely
(
02/03/2008 10:07)
Fa iza no nilaza ny namana teto ho resy? sa misy mpandresy sy resy eto. Mijoroa amin'ny hevitrao ary tsy mbola nisy niteny taminao fa mahay. Rehefa manazava ny IMF, WB dia ohatra vitan'ny firenena hafa no raisiny fa tsy ohatra tany andanitra ary maka ny vitan'ny Firenena Aziatika izy satria tsy vitanao ny vitany na mbola sahirana aza ry zalahy. Tsy misy paradisa eto antany,izay no fantako. xxxx1 miafina satria tsy sahy miseho nohon'ny resaka mifanohitra aseho ny olona.
12. badboy
(
04/03/2008 09:50)
La vision dogmatique ne mène à rien (Dogmatic vision is getting us nowhere), seule la réalité peut émaner de la pratique : ny théorie tsy arahana fanatanterahana sy manakaiky ny zavamisy tsy mitondra makaiza.:idea::idea::idea:
13. Jeankely
(
04/03/2008 09:59)
Fa inona no theory fa tsy zavatra efa hianan-dry zalahy ve ny tsy miteraka betsaka ilay manampahaizana ity a? Fa inona no hitan'ity ao Frantsa ao? Miteraka 10 daholo angaha ny ao?
15. nanas
(
04/03/2008 17:20)
xxxx1:
miala any indray ra be vazavaza
tena fatratra tanteraka ity rajeankely-inona ity ray olona
inona no tsy hainy sy tsy fantany ? Azia no hitany dia tonga lafatra ny faripahaizany, resiny daholo isika mianakavy kaikaikai
io zao tonga dia tafiditra paradisa raha mitsipaka eo ^:^^:^^:^
tapaka ny tsinaiko nahita an ity poste ty, angaha ianao zay vao nahalala? Misy teny zay oe aleo ferana ny zavatra tenenina, fa ny fitenenana be loatra mampiseho.... (mety azonao angamba ny tohiny). Mahay izy ka! ary mitombina ny fijerinao. Hi-nananana indray zao izy mahita an ity, jereo tsara anie e!
Allez bonne continuation
17. Bigma
(
06/03/2008 17:45)
hoy ilay dadatoanay izay hoe:Miteraka mitady ho an'ny dimy, miteraka 1 mitady ho an'ny 1. Ka io fito lahy sy fito vavy ihany no mety e! Madagasikaranay mbola malalaka!
18. Jeankely
(
07/03/2008 03:01)
Mazava ho azy fa rehefa Manankatokona ianao na hiteraka 250 aza ampiana alika 400 sy saka 500 ary gidro miampy ny biby rehetra inona no olana. Fa ny loza dia ilay olona faly makafy miteraka avy eo ny hafa no eritreritina anala azy amin'ny fahoriany. Fa ny hafa angaha no nakafy tamin'ny vadiny? Rehefa miakatra maro koa ny isany mazava fa lasa andraikitry ny Fanjakana dia izay no nahatonga ahy niteny hoe ny hafa aza efa hatrany amin'ny zavatra hakafizina fanaovana zaza any antokatrano mihintsy no ferana. Tsy milaza aho hoe fero ny isan-janakao fa milaza hoe nandalo lalana isankarazany ny mpitondra sy ny vahoaka @ firenena hafa ary tonga hatrany.