Ce pays d'une énorme richesse n'aura aucune peine à accélére
21. Jeankely
(
05/03/2008 23:51)
Indonesia fiavian'ny Malagasy ary tsy afaka ny hanakorontana ny Malagasy fa ireo lasa nitsoaka any @'ny avy nanjanaka no lasa mievintena ho avobe sahala ny mpanjanaka. Mampiasa ny teniny ary mampiomehy aza fa milaza tompon'ny tanindreo. Eto no misy Malagasy manao hoe aza tonga mangataka aty aminay ry be trosa Malagasy satria efa lasa Frantsay. Avy eo indray milaza harena tsy voatrandraka nefa izy mbola eny ampanidinana. Ireo milofo sy miaritra ny jaly any tsy mitovy aminao. Anontanio ny Sinoa fa izay lasa tsy raharahandreo intsony satria ny eo aminy aza manahirana azy.
22. nanas
(
06/03/2008 00:15)
"Tsy maintsy misy na dia hoe 1 aza olona manakaiky ny mpitondra mitsidika eto. Raha tsy izany tsy ho nofafana ilay sujet zafy ohatra!! Ka tsy ho toy ny rano atondraka ny lamosingisa akory ny hafatra lasa eto satria maro ihany ireo zay tohana raha vao misy kihana mihatra @ mpitondra, isan'izany ny tenan'i jean!
Adalan'izay mody fanina sy tsy mahita ny fivoarantsain'ny gasy @ zao fotoana izao izay tsy manaiky intsony ny ho fahanandalitra!
Ka n'iza n'iza manao ny tsy mety dia tsy maintsy voakihana ary tsy maintsy tonga any ampototsofiny ny kihana! "
Raha izany ve ny tena marina @ ty tantara ty ry Badboy, cas roa no mety mitombona na ny mpitondra-fanjaka miditra eto no tsy mahalala fomba( mazavament evidaoazy tsy misy atao),na ny olona karaman ny fitondram-panjaka no tena pokaty sy loham-borona. Sa ahoana?

23. kanota
(
06/03/2008 03:45)
Ny NANAs OTRIKA tsy misy afatsy ny potserina ihany no mahasitrana azy. Mifandray tendro ny mitovy hevitra ary mety mivory mihintsy.=))=))=))
24. badboy
(
06/03/2008 08:03)
Raha izany ve ny tena marina @ ty tantara ty ry Badboy, cas roa no mety mitombona na ny mpitondra-fanjaka miditra eto no tsy mahalala fomba( mazavament evidaoazy tsy misy atao),na ny olona karaman ny fitondram-panjaka no tena pokaty sy loham-borona. Sa ahoana?
:arrow::arrow:Azonao tsara le fandehan'ny tantara, soa ihany fa mba misy olona tahak'izao mahatsapa ny "manipulation" mitranga eto @ ty serahatra ty. Izay no tsy maintsy anakianana sy ampibaribariana ny hevitra tongilana sy ny fampandriana adrisa ampitain'izireo!:idea::idea::idea:
25. Jeankely
(
06/03/2008 11:57)
Iza no mampandry adrisa anao. Ny milaza hoe mandeha hoazy no mampandry adrisa fa tsy ny milaza aminao hoe mbola mafy ka mahereza. Mazava fa rehefa tsy mataty ny mafy dia haroso ny moramora raha misy. Efa izany hoe miasa mafy izany koa inona indray=))=))
26. badboy
(
06/03/2008 14:52)
Izay ilay fika nilaozan'ny toetr'andro :"domiko tapany hando erany"!!
:arrow::arrow:Na misy aza ny tokony homena sy ny anjara miverina @ vahoaka aradalana mba hahamaivana ny fiainan'ireo mpiaramonina sy mpiray tanindrazana dia ny mafy aloha no omena aloha, ny mafy ny omena avy eo, dia ny mafy ihany koa no omena @ farany!! Fa mba toetsain'olona nabeazin'iza loatra no mahavanondoza tahak'izany????8O8O8O8O
Mazava fa rehefa tsy mataty ny mafy dia haroso ny moramora raha misy.
:arrow::arrow:Na misy aza ny tokony homena sy ny anjara miverina @ vahoaka aradalana mba hahamaivana ny fiainan'ireo mpiaramonina sy mpiray tanindrazana dia ny mafy aloha no omena aloha, ny mafy ny omena avy eo, dia ny mafy ihany koa no omena @ farany!! Fa mba toetsain'olona nabeazin'iza loatra no mahavanondoza tahak'izany????8O8O8O8O
27. Jeankely
(
06/03/2008 15:38)
Fa izaho angaha no nampangotraka ny tsaramaso no izaho no hiketrokotronany.=))=))=))
28. nanas
(
06/03/2008 16:24)
kanota:
Ny NANAs OTRIKA tsy misy afatsy ny potserina ihany no mahasitrana azy. Mifandray tendro ny mitovy hevitra ary mety mivory mihintsy.=))=))=))
Mbola averiko aminao ihany ry kanota fa : "rehefa tsy mahay miady hevitra aman olona @ FOMBA MIHAJA SY MAHALALA FOMBA hoa dia ajanony, aza ny fo no alefa aloha fa ho sasatra eo foana ianao hiantsy ady aman olona eto! olon iza koa moa anefa ny hiady hevitra amin ny olona craky fa aleo ho craky hoazy eo ny lohany e! Ny tenako aloha de tsy hoa azonao amin zany na hivovovo tahaka ny alika mandava-taona eto aza ianao,ny siten olona no simba amin ny tsy fahaizanao miaina."
Aza aseho vahoaka aty ny fomba ratsinareo any andranonareo any fa tehirizo samy anareo any. Raha mahita an itony zavatra soratanao itony angamba aloha Ravalomanana tohananao mafy io dia misi-belona, afabaraka aho angamba hoy izy fa jereo reto fisainan ny olona miaraka amiko, tsy omena tsiny raha micredy ny vahoaka. Unless hoe izy mintsy no maporisika anao eto, who knows?
29. kanota
(
06/03/2008 17:10)
Tena manana ny hajany tokoa izy ary voalazanao. Tsy manana kanota izy fa aza matahotra. Mandehana any fa tsy mahazo kanota. Ny fombako sy ny masontsokina no ahiratro fa tsy ny masobe nao. Mahazo mitomany mandeha makany=))=))=))
31. badboy
(
07/03/2008 13:17)
Izay le "attaque personnelle" fa miainga. Ny firenena hafa efa mitady hevitra ny hambolena sy hicolonise-na ny planeta mars, ry efa taraiky, toy ny malagasy ohatra, mbola variana mifandringombolo sy mifanosopotaka. Aiza moa no hisy fivoarana vanona. 8O8O
Izay no mahatonga ny vahiny manjaka any @ tanàna satria ny gasy mbola varina mifanasa vangy @ zavatra tsy hitondra aiza, ankoatry ny hoe any anaty lavaka angaha, ry zareo efa zavatra hafa mihintsy no ao antsainy satria efa t@ 18éme siecle izy no nifampisitona @ hevitra ataingina farany!! Mba mivoatra moa leroa!:idea::idea::idea::idea:

32. Jeankely
(
07/03/2008 14:35)
Azany Malagasy no tenenina fa tsy izaho irery no Malaagasy. Mba lazao hoe raha misy "Multinationale Badboy" na "MNT NANAS" na "Transnationale Tezitra" lasa ao Frantsa? Samy mahazo mokatra ny statistikan'i UNCTAD na UN stat na IMF na WB fa samy mpila ravinahitra ny mivoaka rehetra. Koa aza mieritreritra efa lasa lavitra fa samy mbola sahirana na nianatra kely aza ary na nahita Parantsa aza. Sao lasa adala any? Ao Madagasikara mirifatra lasa ko any vao hoe "énorme richesse"=))=))=))
33. nanas
(
07/03/2008 15:47)
Jeankely:
hehehe veleso kanota hinanananas any dilambato any.
eeh eeh ra Jeankely a! dia fantatra tsy mila porofoina akory zao fa ianao no mi-nanananana eto tsy andro tsy alina, mba menatra fa olon-dehibe no hiresahana eto fa tsy zazakely ka hoe hifaninjaka eto.
Zay le hoe ny fomba ratsy nitaizana anareo sy fanaonareo tany andranonareo any aza entina aty @ fiseraserana hoatran itony fa mandoto ny fisainanan ny samy malagasy namana, tsy mba mampivoatra fa manapozina araka ny vetsovetsonao.
34. Jeankely
(
07/03/2008 16:42)
Nidona mafy nga ny kanotan-drazoky. Tsisy mpahita raha mijanona any antrano fa avoaka ho hita ny haratsiny=))=))=))"énorme richesse" fa any frantsa angaha vao mahita ilay izy fa tsy hoe donto indray?