famangiana manjo !

21. mamzelkely ( 28/02/2008 18:52)
mamamngy ny fahorina de aza misosoka alahelo tsony :-*

hiezaka ho avy am alahady :-*:-*
22. penina ( 28/02/2008 18:54)
aza misosoka alahelo tompoko
23. dadie ( 29/02/2008 15:25)
mamangy fahoriana an'i glou sy ny fianakaviana rehetra koa ny tenako :-*
dadie
24. Angie ( 29/02/2008 16:50)
Dia mirary fionona feno ho an'ny glou sy ny fianakaviana dia ny Tompo ange no hanome hery anareo miankavy entina hiatrika hatrany ny ho avy.

:-*
25. rakaroka ( 29/02/2008 18:50)
Lalan'ny miaina moa ny fahafatesana:cry::cry:; koa dia mirary fiononana feno ho an'i Glou sy ny fianakaviany.Dia ialan-tsiny re rey olona ny tsy fahafahana no misaotra tokoa ireo solontena.
26. niryna ( 29/02/2008 20:06)
fahamarinana:

:arrow: dia mirary fiononana tanteraka ho an'ny glou sy ny fianakaviany rehetra.Misaotra ireo namana serasera any dago rehetra afaka misolotena mankany e.(l)

marina izany dia mba ampitaho any ry famangiana avy aty aminay rehetra e.

27. todisoa2 ( 01/03/2008 14:05)
ravatorano:

Nohon'ny firaisana misy eo amin'ny namana serasera rehetra dia amin'ny alahelo lehibe no ilazako entona fa namoy ny anabaviny i glou_ izay tompon'andraikitra voalohany ny namana serasera dago
noho izany dia hisy famangiana manjo azy izay ho tanterahina ny alahady amin'ny telo ora hariva (15 h00) eny antranony eny Anosibe.
Ho antsika izay afaka dia eo amin'ny faran'ny 165 no fotoana amin'ny roa sasany ka hatramin'ny telo latsaka dimy.

Misaotra antsika !

ravatorano



miara-miombona alaelo @ mana-manjo. Miala tsin fzao vo mconsulter antson'ny fo.
28. melody ( 03/03/2008 12:55)
25. Mpandefa : niryna [ Valio ] 29-02-2008 21:06:33
Lohateny : Re : famangiana manjo !
Hoy i fahamarinana:

dia mirary fiononana tanteraka ho an'ny glou sy ny fianakaviany rehetra.Misaotra ireo namana serasera any dago rehetra afaka misolotena mankany e.


marina izany dia mba ampitaho any ry famangiana avy aty aminay rehetra e.


marina izany dia mba ampitaho any ny famangiana avy aty aminay rehetra e

29. Samoana ( 03/03/2008 12:56)
Mankahery anao sy ny fianakavianao am-bavaka sy an'eritreritra izahay ry namana glou!
30. McFy ( 04/03/2008 13:02)
Dia mirary fiononana feno ho an'ny Glou mianakavy amin'izao voina izao.
31. Fiffi ( 04/03/2008 13:53)
somary tary zah fa...Mankahery anao sy ny fianakavianao am-bavaka sy an'eritreritra ry glou...:-*:-*:-*
32. andryrabe ( 04/03/2008 23:38)
miala tsiny ra glou a, zao vao mandalo ato. mamangy ny fahoriana de aza misosoka alahelo intsony e. mahereza e.
33. glou ( 05/03/2008 13:53)
dia misaotra antsika rehetra nakahery sy nampiononona eh, misaotra ireo ankizy maro be tonga tany an_trano, Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly anareo rehetra @ izay zavatra nataonareo
glou_
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1387