fiaraha-miasa orin'asa sy oniversite

21. lapino ( 04/03/2008 22:29)
LazaDaddy:

- Hakamoana?
- Tsy fahaizana mandresy lahatra ireo orinasa?
- Tahotra ny tsy ahita vahaolana ho an'ny orinasa?
- Tsy fahalalana ny zavatra takian'ny orinasa?
- Kely ny andraikitra amin'ny fitondrana taxi ka aleo io no atao?

Mety hoe koa :
- hevitra tsy ananana;
- tahotra sao tsy mahazo;

Mety misy avy amin'ny orinasa koa no olana
- Tsy tonga saina amin'ny filana ny haitaon'ny oniversite => tsisy besoin exprimé
- manao ny manam-pahaizana gasy ho mpaminany tsy masina an-taniny
- sns

Misy ihany ny orinasa miara-miasa amin'ny oniversite, saingy saika orinasa madinidinika daholo. Dia asa fikarohana madinidinika daholo koa no atao amin'izany. Amin'ny alalan'ny stages na memoires fotsiny no tena isian'ilay fiaraha-miasa. Tsy haiko hoe iza amin'ny oniversite gasy izao no manana contrat amin'ny orinasa vaventiventy ohatra ny ao @ Gp Sokota, Star, Tiko, sns ireny.

Fa tena problema majeur tokoa aloha io e! tokony ho mila jerena akaiky
22. naughtyboy ( 05/03/2008 18:24)
marina daoly zany fa tsetsa2 tsy aritra kely ,ny fijeriko azy ndray de azo jerena lafiny 2 ny andraikitra amiko eto :arrow:ny orinasa sy ny mpikaroka

-Hakamoana, mpikaroka nandalo taona maro nitovozana fianarana de tsy inoako oe kamo fa miakina @ fepetra ny lalany tolotra sy tinadiny tsenany asa ra mifanaraka ny andaniny sy ankilany

-Tsy fahaizana mandresy lahatra ny orinasa,
Ny orinasa ko ra reo tany mandroso no jerena de sahy mifaninana @ sarany valinkasasarany mpikaroka ilainy ra mifanojo @ zv ilainy ny zvbitany mpikaroka tadiaviny
ny mpikaroka ndray mila mahay mivarotra sy mampihatra ny fahalalany ho fitaovana mamokatra ho any orinasa

-Tsy fahalalana ny zv takiany orinasa

Efa betsaka ny orinasa miankina na tsia @ fanjakana no mandefa fampilazana fitadiavana asa ,na ny andaniny na ny ankilany de samy mahalala avy atrany ny zv takiany,ka ra tsy mifanaraka de tsisy maharatsy fihavanana samy tsara


23. Jeankely ( 06/03/2008 03:58)
Ny Orin'asa rehetra manana ny mahamaika azy. Ny fanontaniana dia hoe ilain'ny orin'asa, mifanaraka amin'ny fivoatran'ny fampokarana sy zava-misy tokoa ve ny fikarohana vita sy eritretina hatao. Tena mba mijery ireny "recherches" ireny ve na ny mpitondra fanjakana na ny Orin'asa?
Raha mitombona ary ilain'ny Orin'asa ny "Research Proposal" avy ary miazakazaka izy fa saingy indraindray natao ahazoana "degree" fotsiny ilay fikarohana dia boky mikatona ao avy eo.
24. naughtyboy ( 08/03/2008 12:04)
erahamahalala fa misy karazany maro2 ny tanjona tratrariny mpikaroka,ao ny fampandrosona ny fiarahamonina oh.lafiny ny fahasalamana,indostria (fivoarany haitao ampiasaina entina mamokatra),fitantanana arabola(ekonomia..),sampampiarovana(tafika sns..),fampirarahana any ivelany..
avy eo mitsinjara bdb @ reo ambaratonga samihafa @ reo sehatra vaventy reo
ny fandresena lahatra ny orinasa de miankina tanteraka zv 3:
- fahaizana mampihatra ny fahalalana anatsarana famokarany orinasa 1(efa voalaza etsy ambony)
-fananana andrana @ reo orinasa tany aloha zay azo tarafina sy azo antoka fa fikarohana mahomby
-fahaizana misafidy ny sokajy azo ampiharana ny fikarohana ananana
oh.ra rocket scientist v ny oul1 de iraparapa angataka asa any @tany mahantra satria manana phd itady asa?tsia tsy ifanaraka mihitsy ny zv tadiavina
mety miitatra kely ny oh eto nefa mitombina io:wink:
25. Jeankely ( 25/04/2008 21:37)
Ka manana tena mpikaroka ilain'ny orin'asa ve izany ny Malagasy ao antanana ? Sao mba mpanao "copy & paste" fa tsy mpikaroka ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0675