Propagandy sahady ve sa tena vokatry ny fo!?

1. fetrakens ( 27/02/2008 08:37)
Mizara vola, mizara sakafo,... tena ilaina ireny aloha e!? fa inona kosa aza no valim-pitia omen'ny traboina ireny mpanao politika mizarazara fanomezana ireny รด!!!Tsy maintsy misy tambiny foana ve izay atao rehetra!!!????8O:?:
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:40
2. rongisa ( 27/02/2008 11:16)
Ratsiraka no mpanao ireny , dia jerevo ny zava-nisy

ary tokony hazava hoe vola avy aiza, hanina avy aiza, sao ny fanampiana no nahodina sy isolokiana, na ny budget no detourner, dia isolokiana @ anaran'ny tena.

ny monetarista hilaza aminao, fa MV=PV, raha mitombo ny M(mizara vola), nefa tsy mihetsika ny vokatra P, sy ny V(fitaovana arabola), dia mitombo ny P

donc Hitombo indray ny Prix atsy ho atsy (inflation)
3. ainaheri ( 27/02/2008 12:16)
Hazakazaka arahin-tosika ireny no tena marina ,otrany araraotina ny fahorin'ny sasany,mba hampisehoana fa nanampy tokotrany izy lol
4. Jeankely ( 28/02/2008 03:36)
Io ilay resabe. Ny rongisa manazava MV=PV tena mahay an'io ve ianao? Mamoakatra ve ianao ary mitady hevitra hiakaran'ny vokatra sa mpampiresaka sy mpampatory mitsangana? Fa tokony jerena fotsiny ve ireo voadona sa omena izay azo omena? Azon'ny olona atao ny tsy mifidy azy fa tsy misy manakenda azy mihintsy hoe fidio ity fa aza mandainga. Ny loza voajanahary anjaranao sy ny finoanao an'Andriamanitra ny hoe fa ahoana? Tokony hanome ny fanjakana ka anjaranao no misafidy. Andraikiny izany ary raha tsy manome izy ianao no hivazavaza eto voalohany hoe mijey fotsiny Ra-Fanjakana. Sa ry zalahy no namorona ny loza ahafahana manao Propangandy mialoha? Aza verezina ny sain'olona fa ireo no mamokatra fa tsy mpampiresaka sahala anareo.
5. bazylou ( 24/03/2008 12:37)
ie voadona, ??!! noho iza ?? ary noho ny naataon'iza no naha toa izao azy e?? dia hilaza eto ry jeankely and co fa i deba hgono no anao an'io , nefa ny anataon'ny deb aihany no tohizan'ny ekipany :: bbbeeeuurkk
6. Jeankely ( 24/03/2008 16:40)
Zanany no mahalala izany. Izahay tsy mpitondra fa asakasakareo samy mpandova fitondrana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1009