Eritreritra sy fanontaniana mandaginina,

1. Rasiligaoma ( 26/02/2008 05:49)
Fanontaniana vitsivitsy mandaginina nefa sarotra ahitam-baliny:

-Raha 0 degres ny temperature ao ivelany ao izao, ka raha hoy ny meteo hoe hangatsiaka indroa avo heny noho io rahampitso dia tokony ho firy degre izany rahampitso?

-Maninona eny amin'ny station mpivarotra lasantsy no misy mivarotra sigara... nefa eny aza misy soratra hoe "defense de fumer" na hoe rarana ny mifoka sigara?
novalian'i kiadi ny 27/02/2008 17:52
2. lapino ( 26/02/2008 07:05)
- tsy misy meteo hiteny an'izany mihitsy
- andramo ange : eny amin'ny mpivarotra kapoty mampiasa azy
:wink:
3. LazaDaddy ( 26/02/2008 07:29)
Rasiligaoma:
Raha 0 degres ny temperature ao ivelany ao izao, ka raha hoy ny meteo hoe hangatsiaka indroa avo heny noho io rahampitso dia tokony ho firy degre izany rahampitso?
Resaka "chaleur" izay fa tsy resaka "temperature" :)

lapino> ary ny mpivarotra basy? :)
4. LazaDaddy ( 26/02/2008 07:35)
Rasiligaoma> ny resaka temperature tokoa raha vao manao fampitahana ny meteo dia tokony ampahafantariny ny olona hoe 25 degres C ny reference (room temperature)

ilay sigara indray toa azo fohana ihany fa tsy azo ampirehetina =))=))

5. mmmhh ( 26/02/2008 08:43)
Rasiligaoma:
-Maninona eny amin'ny station mpivarotra lasantsy no misy mivarotra sigara... nefa eny aza misy soratra hoe "defense de fumer" na hoe rarana ny mifoka sigara?

Ka izy nga moa niteny hoe tsy azo mividy rah tsy hoe tsy mahazo mifoka?!!!
6. ikaretsaka ( 26/02/2008 16:00)
atao inona ho vidiana ilay izy raha tsy fohana
7. lapino ( 26/02/2008 19:22)
LazaDaddy:

lapino> ary ny mpivarotra basy? :)

Ohatra ny hitako zany :-D:-D:-D

8. mmmhh ( 27/02/2008 13:09)
Ka izy nga moa niteny hoe tsy azo mividy rah tsy hoe tsy mahazo mifoka?!!!


ikaretsaka:
atao inona ho vidiana ilay izy raha tsy fohana


lapino:
- andramo ange : eny amin'ny mpivarotra kapoty mampiasa azy


:roll:
9. kiadi ( 27/02/2008 17:52)
loza ko zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2005