Inona no ilana ny fandalinana ny baiboly.
21. fijo
(
27/02/2008 22:24)
6. Mpandefa : rabingogilabanga [ Valio ] 24-02-2008 00:20:31
Lohateny : Re : Inona no ilana ny fandalinana ny baiboly.
ho an'ny katolika sy ny tsy mpino dia mipetraka io fanontaniana io:
inona no ilaina ny fandalinana ny baiboly?
hoadray,inona ity teniteny foan aity???fa ngahany katolika sy ny tsy mpino tsy hafaka handalina????sao dia marivo saina le akama eto?

22. soanja
(
28/02/2008 05:05)
Prime> Mety mbola tsy hitanao ity soratro ity angambany.
Misaotra anao na dia izany aza nanazava
Misaotra anao na dia izany aza nanazava
soanja:
Marihako fa mbola misy ambonin'io ny sokajy saingy ny Fanahy no mitarika azy ary sokajiana ireo ao anatin'ny sokajin'ny lanitra. Omeko miandalana izany raha mbola misy liana.
23. Rasiligaoma
(
28/02/2008 05:43)
fijo:
6. Mpandefa : rabingogilabanga [ Valio ] 24-02-2008 00:20:31
Lohateny : Re : Inona no ilana ny fandalinana ny baiboly.
ho an'ny katolika sy ny tsy mpino dia mipetraka io fanontaniana io:
inona no ilaina ny fandalinana ny baiboly?
hoadray,inona ity teniteny foan aity???fa ngahany katolika sy ny tsy mpino tsy hafaka handalina????sao dia marivo saina le akama eto?
izaho vao saika hiteny
24. prime
(
28/02/2008 12:41)
soanja> Novakiako io fa handeha atao hoe tsy azoko... dia manasa anao ary hitari-kevitra satria anisan'ny liana aloha ny tenako...