Mohameda: ny afobe
24. ikaretsaka
(
22/02/2008 22:36)
ary raha saimbevavgy koa ity mohameda ity de tsy laitra an.. virjiny 77 any an-danitra de feno viavy ny afobe...
polygamie kao moa manginy fotriny
polygamie kao moa manginy fotriny
25. LazaDaddy
(
23/02/2008 05:13)
ikaretsaka> =))...mbola misy fampianarany hafa mikasika ny vehivavy fa aleo atao adihevitra hafa indray :)
26. Rasiligaoma
(
23/02/2008 06:29)
dia aza manambady vehivavy intsony izany fa afobe sy sakaizan-devoly ary feno azy any amin'ny helo ireny fa manaova peksa rehefa hanambady ihany, raha azoko tsara ny tian'ilay hafatra hampitaina
27. rakaroka
(
23/02/2008 09:40)
tsy gaga indray aho amin'ilay hoe vhv no betsaka any:
diso haiko tsara mantsy ny fimatimatesan'ny vhv amin'ny fitiavan-bady sy ny zanany amin'ny adala sy ny helok'izy ireny et cela "par amour": très possible mbola miala nenina hatrany na ny reny maro na ny vady na ny anabavy :lol::-P
diso haiko tsara mantsy ny fimatimatesan'ny vhv amin'ny fitiavan-bady sy ny zanany amin'ny adala sy ny helok'izy ireny et cela "par amour": très possible mbola miala nenina hatrany na ny reny maro na ny vady na ny anabavy :lol::-P
28. papala
(
27/02/2008 09:37)
:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@ izy zany no mahatongan-dry zareo manambady vehivavy 4 farafahakeliny ao antranonony ao? efa manandrana ny afobe ry zareo?=))=))=))
29. ikaretsaka
(
27/02/2008 14:07)
tsy iznay loatra fa misy olon'ny devoly manampy azy (manompo azy ) hono ao an-trano
@ ireo vadiny 4 ireo
@ ireo vadiny 4 ireo
30. fijo
(
27/02/2008 22:31)
lery kosa aloha tsy niafina fa dia niteny hoe"kanto nomen'andriamanitra ireo ,ka fahadisoana ny tsy mankafy azy"hummmmm mety amin'ny krispijo koa izay ka
