Badboy solofodimbin'ala no ho President atsyhoatsy

1. Jeankely ( 22/02/2008 18:10)
Miezaka mafy Boy Bad fa hirotsaka President dadatoa. Ny anay Dada ihany=))=))
novalian'i Jeankely ny 25/02/2008 12:19
2. penguin ( 22/02/2008 18:13)
Za koa maka an'i badboy amin'ny manaraka.
3. badboy ( 22/02/2008 18:18)
Mpandefa : Jeankely [ Valio ] 22-02-2008 16:07:06
Lohateny : Re : B Oubama sy H Clinton
Izaho mifidy an'i Ravalomanana


penguin >> misaotsa, fa mbola afaka 20 taona zany raha hisy!:idea::idea:
4. Jeankely ( 22/02/2008 18:22)
Tsy ela loatra ve zany ry derika nefa efa mandamina tsara ery?
5. kanota ( 24/02/2008 11:19)
Niteny ny deban'ny fa tsy mbola misy ny mahadimby azy dia io miseho io ny Badboy fa mbola afaka 20 taona hono. hiandry anao izany Madagasikara nefa be resaka sahala ny mba mahavita.
6. badboy ( 24/02/2008 12:12)
8O8O8O
Fa zay njay zany le dikan'ilay hoe demokrasia : tsy mahazo milaza izay ao antsainy.:-$:-$=D=D=D=D
7. Jeankely ( 24/02/2008 13:04)
Fa lazaina fotsiny izany io nefa tsy voavaha akory? Matoa mamelatra olana dia aseho ny lalana hamahana azy fa manjary manimba saimbahoaka tsy hiasa fotsiny.
8. ravatorano ( 25/02/2008 10:08)
raha manana pro maty paika sy mlay i ra badboy inn moa no tsy hifidianako azy saingy lery kay mbola afaka 20 taona vao ho avy kanou !
tsy tafa indray zany fa tara loatra e:x
9. Jeankely ( 25/02/2008 10:40)
Tsy misy tombontsoa hiarovana izay lazaina tsy alehany fa mba mila misongadina koa ny lalana hizorana fa tsy hivahavaha fotsiny. Andraikitra ny filazana ny tsy mety ary ambara ny mety. tsy misy adala hijanona eo. Ny lesona hita hatr@'izay dia resaka no betsaka fa seza no tena ilaina. Ny olona sepotra mila izay afaka hanala ny haseporany fa tsy ny sepotra indray no antsoina hiaro anao ahazoanao seza.
10. badboy ( 25/02/2008 11:06)
Ra-zan hita mihintsy hoe miaro mafy ny toerany. Tsisy mahadiso izany.

K'aza disona koa ny tenako refa mba manamarika izay tsy mety sy tokony hovaina. Manamarika ny tsy mety ny Mpitondra fiangonana, tsisy mahasaky milaza fa manana tanjona politika ny tenany (ambition pôlitique personnelle.

Raha manamarika (faire des remarques) akory dia tsy midika hoe mpanohatra na mitady toerana, fa mba milaza izay hita fa tsy mety. Tsy zay koa ve moa no tena tokony ho ataon'ny vahoaka malagasy mitady izay ahasoa ny tanindrazana (geste citoyen)??? Io ao anatin'ilay teny hoe "démocratie participative"!!

Tsy eto mihintsy koa no toerana ahafana manao propagande pôlitika raha ohatra ka misy ny manankevitra hanao izany satria vitsy ny olona afaka mijery tranokala serasera (se connecter sur le site de serasera)!!

Izay no hilazako hoe afaka 20 taona raha toa ka eto no te hanao propangande. :idea::idea::idea:

11. Jeankely ( 25/02/2008 12:19)
Ny fiarovana seza Ra-Badboy tsy mikasika ahy satria tsy mifandray @ politika ny asako ary tsy misy mahalala ahy akory ny mpitondra. Mazava ho azy fa tsy misy tokony hilany ahy koa. Ho an'ny very seza na taranaky ny very seza koa zavatra hafa=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074