maisatra be

41. ikaretsaka ( 21/02/2008 23:16)
midridroka e.. le rehefa tsary ampy menaka iny de maisatra de midridroka
42. Veloo ( 22/02/2008 01:34)
kelly13 [ Valio ] 21-02-2008 21:08:23
Lohateny : Re : maisatra be
Page generaded in 8.12602496147 sec. resiko njy veloo fa aza mimenomenona a


aty an-trano retsy mande tsara ery a :-D:-D:-D:-D
43. penina ( 22/02/2008 02:38)
Ahoana ary ny ataon'ny belge rehefa maisatra be ny internet-ny?

valiny> tetevany menaka kely eo amin'ny modem
44. mitia04 ( 22/02/2008 04:30)
milay kosa fa hatram nisin'ity menn menn be ty d lasa speed lé izy! mimenomenoma ihany fa mahatsara zavatsa!
45. penina ( 22/02/2008 04:47)
raha misy mony
tsy misy menomeno
raha misy mony eh
tsy misy menomeno

raha stisy mony
olojiaby menomeno
raha stisy mony eh
olojiaby menomeno

ndraindray aho manimanina rap gasy :-D
46. penina ( 22/02/2008 05:44)
"môny" fa tsy "mony" fa lasa miova ny dikany lol. :-D
47. penina ( 22/02/2008 05:47)
'tsisy' fa tsy 'stisy' :P
48. tess ( 22/02/2008 06:04)
efa mitady ho lany ranomtaity izany penina izany fa soloy hafa sitlo kigna fa reny no manja!:°)
49. Ylly ( 22/02/2008 10:06)
milona be ny serasera.Ela be vao tafiditra ato.
50. badboy ( 22/02/2008 10:45)
Ylly >> lelafo kely ny écran fa ry penina sy tess efa nataony de nety!!:^):^)
51. kelly13 ( 22/02/2008 19:31)
:-D:-D:-D azoko indramina v i badboy hilelaka ny ecra,-ko azafady? =))=))=)):-P:-P:-P
52. badboy ( 22/02/2008 20:02)
Oento aty le matos de iarahatsika milelaka!:-P:-P
53. kelly13 ( 22/02/2008 20:10)
mavesatra b, za tsy bokona
54. badboy ( 22/02/2008 21:19)
lelafo aloha de refa tsy mety zay vao oentinao aty ra mavesatra b!;-);-)
55. xxx ( 22/02/2008 21:28)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Fa angaha moa i Badboy mahay miteny gasy indray? ataoko refa ary am sary tsy mamaly teny gasy mintry :-P
56. tess ( 22/02/2008 21:30)
:-P:^):-P:°)8)
57. badboy ( 22/02/2008 21:33)
aiza zany sary zany??? HS kely a @ io!8-)8-)
58. tess ( 22/02/2008 21:36)
antanio an(i xxx fa harany tsary enao zany kou!
59. badboy ( 22/02/2008 21:44)
Ka izy mintsy no anotaniko fa tsy mety mamaly!:-P:-P
60. tess ( 22/02/2008 22:14)
:-P:-P:-P:-P aiza kou mou no hahalalanao azy na hamaly eo aza izy, manao xxx:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1663