rns
21. rajoelina
(
27/02/2008 09:16)
samoana:Izaho rajoelina iany no salmo1.
Iray ekipa @ i salmo izany nareo rajoelina? I lery angamba efa manao sôfman any an-toerana fa tsy tazatazana eto loatra
;-)
23. Samoana
(
28/02/2008 20:24)
tss! taraiky be marina:-D, be an-kiovaova anarana koa ato ka tsy araka intsony izay maty sy velona:-D
25. Rasiligaoma
(
02/03/2008 06:33)
ary neveriko fa hoe salmo ihany ny ekipan'i barselaonina dia rehefa gaolina izy dia lasa enric dia miova rajoelina rehefa manao defansa dia salmo1 izy rehefa irakiraka!
Multi ps koa
Multi ps koa
27. ikaretsaka
(
03/03/2008 00:46)
ty ps bedebe ity tokoa anie e..
izahay izao sady mba te hahita an izany rajoelina , enric, salmolle izany..
kay olona 1 ihany
mba saika hihaino ny commentairen'i le fijo ahako izao rehefa raikitra ny baolina any vichy de hoe degagement an'i enric dia jijikelin'i salmone de pasy any @ rajoelina...
kay le izy izany tsy 'isy akory fa impossible no ipasian'i enric any @ rajoelina sy salmo.. satria gravy ihany iznay hanao pasy tena izany!! :roll:
Mba baolina aza fa raha tenisy le izy ohatra no mety hilay... salmonne contre rajoelina.. tour de poule... Vourtsiloza be izany
aza hitako le

28. rajoelina
(
05/03/2008 11:27)
ika: aza de variana lôtra mijery ny akabeazany ps-ako eto @sera2,,, fa ny tsaratsara sy mahafinaritra kokoa dia tongava elah any Vichy, ra afaka.
;-)
;-)