mihaodihaody any indray i HONDO

1. ravatorano ( 20/02/2008 10:10)
araky ny voalazan'ny gazety tribune anio dia mihaodihaody any indray i HONDO

Cyclone

« Hondo » revient à la charge
mercredi 20 février 2008


Les météorologues de La Réunion et de Maurice ont répéré hier à 17 h le phénomène « Hondo » à 500 km à l’est de Rodrigues. C’est-à-dire à 800 km des côtes Est malgaches. Voilà un retour à la charge que personne ne souhaite vraiment pas de ce côté- ci de l’Océan Indien. « Hondo » a disparu des écrans radars depuis une dizaine de jours. Laissant la place à Ivan. Il se déplace à une vitesse de 15 km/h et se dirige lentement vers l’ouest. « Hondo » se fait accompagner par d’importantes bandes nuageuses, des rafales de vents, et de pluies incessantes. Les services météorologiques de Maurice annonce que l’île de Rodrigues est déjà balayée par les vents de « Hondo ». La Grande île retient son souffle face à cette nouvelle menace.

raha azoko tsara izany dia afaka telo andro any indray sanatrian'izany defa mety ho tafapaka aty ilay tsy valahara HONDO io ntsssssss
tena tsy afa bela mihitsy tsika zany kle !
:x:x:x:cry::cry::cry::cry:
novalian'i comptezo ny 04/03/2008 16:51
2. ari.malala ( 20/02/2008 11:05)
d mety ho izany v zany io andro ts mety tsara io?:-(:-(:-(
3. ari.malala ( 20/02/2008 11:16)
nefa ny http://www.meteo.fr/temps/domtom/La_Reunion/# ts milaza an'izany akory?
4. agoago ( 20/02/2008 12:51)
Ny firenetsika , Madagasikara ,eo amin'ny faritra anjakan'ny cyclone. Ny mety amintsika dia mianatra miaina, mizatra amin'ny cyclone.Izay ihany sisa, tsy misy fanafodiny io. Sahala ny any amin'ireo firenena hoe amin'ny faritra be horohorontany na tratry ny tondra-drano foana.

Ny tiako lazaina amin'izany dia jerena tsara ny trano fonenana hoe mahatanty rivotra sy orana ve, ny fandehan'ny rano, ialana ny moron'ny rano, vinavinaina ny manodidina sao misy tany mihotsaka na hazo mianjera.
Tsy mivoaboaka na manjono indray rehefa cyclone.
Izay na ny mpampiasa aza dia tokony tsy ho tezitra rehefa ao anatin'lay loza mihatra raha tsy tonga miasa ny mpiasa, raha manasazy amin'izany izy dia tokony azo toriana, tsy haiko raha izay no izy amin'izao fotoana izao.Rehefa manao fotodrafitr'asa atao manara-penitra.

Tsy afa bela isika ry ravatorano a, ny tsara mi s'adapte
5. jogany ( 20/02/2008 21:59)
ilaina marina ny manomboka prévention ary tsy maintsy atao lalina be na resaka trano (architecture) na resaka preparation zany...
fahitako azy hoe raha ohatra efa miara miasa aloha ny gouvernement sy ny olon tsotra dia tsy hadanina milliards hotran izao tsony
6. majesty ( 21/02/2008 04:53)
Tsy maninn io razoky fa aleo ho avy atrehina a,ny fasika amin'ny gony fotsiny ataovy misimisy hanindrina tafo d ça va.Aleo asina sorira foana ny fiainana:D
7. ravatorano ( 21/02/2008 09:13)
mlay ilay asiana sourire fa zao za ange razandry ka faritra avo no ipetrahako sady ambony rihanan noho izany an hihihihihi
fa marina voalazanareo hoe tokony ilaina ny fijerevana an'ireny fanomezan dalana fanamboaran trano ireny mba hahafahana hoe mahatanty rivo doza va ary izao koa tokony entanina ny olona tsy hanao trano manamorona ireny renirano sy fefiloha ireny intsony , na dia hatramizao azambola misy ny mipetraka eny ampivoan'ny heniheny eny hany ka normaly tsarabe raha vao miakatra ny rano defa traboina izy ireo , izay koa izany mila jerevana mihitsy e!
8. jogany ( 21/02/2008 15:16)
:lol::D:-D
(jogany zany mba manandrana sourire eto ..eny â vaovao be jogany)
Ireny tanana tratran'ny cyclone ireny efa manana comités, université, programme, sns efa spécialisé amin'ireo resaka préventionireo. Ary hitako fa tena mivotra be ry zareo. Samy any Japon daholo ny eritreritrareo fa marina fa zareo tena be cataclysmes be (seisme + typhon!). Nefa betsaka ny zavatra azo hianarany amin'ireny satria efa mitatra be zao lé fampianarana. Ny tsunami no tena nahitana an'ilaina azy. Lé resaka manala mangrove ery amorondrano ery ohatra nefa ilaina be, na lé mipetraka eo amoron'ny rano lotra...fa tsy mety raha mitovy foana ny zavatra atao, na hoe tsy mivotra fa ny cyclone sns lasa meha mahery meha mahery eo foana noho ny rechauffement climatique ka ny olona no mila mihomana ...
(Gaga mihitsiny zao i Ravatorano hoe nasaha nanoratra lohantsoratra lava be @ teny gasy i aho....hihihihi sotra am lé fampianarana é tohizana foana é!!)
9. Veloo ( 22/02/2008 01:32)
to tsy tonga any ko
10. ravatorano ( 22/02/2008 14:36)
za zany soamary gaga ihany amin'ilay hoe omena centaine de millions d'ariary ny traboina ?
tsara ilay fihetsika fa izao hanaovana inona io ?
raha ohatra ka nisy hatramizay ireny vola ireny naninona tokoa raha nantsarana ny trano onenan'ireny olona ireny na farafaharatsiny ny fanjakana ve tsy hahavita izay vitan dry Pedro e !
raha za zao an dia nanao ezaka ahoa raha teo amin'ny toeran'ny mpitondra nanatsara ny digue na farafaharatsiny nanamafy izany fa tsy hiandry efa robaka ilay izy vao tonga aho amin'ny fanampiana be
tsara wa ny fanampiana fa ilay vaha olana mateza no tena ilaina sady iny tsy handany vola ben ary ny besinimaro no avy dia hahita tombotsao
iza ary no olona tena manaramaso an'ireny vola zarain'ny filoha etsy sy eroa ireny sanatria tsy ho lasa vola fafikatrana fotsiny ?

jogany
11. ravatorano ( 22/02/2008 14:39)
« Hondo »

Une trajectoire incertaine
vendredi 22 février 2008, par Herimanda R.


Ce n’est qu’une prévision. « Hondo », en se déplaçant vers l’Ouest se rapprocherait de notre pays. La photo ci-après montre bien sa trajectoire prévisionnelle. Hier, le système a été localisée à 1 125 km à l’Est de Toamasina. Vu cette distance, il n’affecte pas encore le temps qu’il fait à Madagascar. De plus, il s’affaiblit. Ses rafales de vents n’atteignent que 65 km/h. Par contre, à l’Ile de la Réunion, des vigilances cycloniques sont en vigueur.

Depuis des semaines, « Hondo » est toujours resté sur le Sud Ouest du bassin de l’Océan Indien sans atteindre les côtes des Iles dans cette zone.

Quant à « Ivan », il a repris ses forces et est devenu cyclone tropical intense avec des rafales de vent dépassant les 260 km/h. Selon un météorologue à Ampasampito, ce météore ne constitue pas un danger pour le pays. Il se déplace vers l’Ouest Sud Ouest tout en s’éloignant de nos côtes. Hier, « Ivan » s’est trouvé à 180 km du Sud Ouest de Morombe, au Sud du pays.

madagascar tribune
22/02/07
12. jogany ( 22/02/2008 18:12)
Ato mba misy Carte kely naharanay ny dégâts sy ny vaovao momba momba ny Cyclone rehetra
http://maps.google.ca/maps/ms?hl=en&gl=ca&ie=UTF8&msa=0&msid=106168824493180794564.0004467f8779d0b5bc9e3&ll=-18.296807,50.909958&spn=5.165069,9.185943&source=embed
nalainay daholo ny infos rehetra t@ gazety sns dia napetrakay tao daholo
Momban'ilay vola...za ko aza gaga hoe aingana be dia misy lé izy ary isan-taona. Hotrany tsy tokony ny Tentes mangamanga ny ato hampisehona hoe mba manampy fa any @ prévisions sy ny actes préventifs...
(ainga né ka tsy mitohy ity cyclone IVAN ity...)
13. ainaheri ( 01/03/2008 01:29)
saotra nizara e,entina ambavatra mba tsy ho hisy tsony ny fahavoazana otr'reny
14. comptezo ( 04/03/2008 16:51)
:roll::roll::roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3052