raikitira ny concours bizoroka.....

21. kiadi ( 20/02/2008 09:46)
ikaretsaka:

raha tsy anki triche @ le mody mamorona PS bedebe de ny tena ihany no manome ny tena ilay izy tsy maninona ...
fa le izy misy mi triche de tsy interessant intsony..
tsy aleoko orokorohako aby ny vatako dia izaho no top bizoroka?



aleo ataoko fa aza misahirana!:-D:-D:-D:-D
22. xxx ( 20/02/2008 10:52)
i shoan nsdray zao no ifaninana an!
23. ikaretsaka ( 20/02/2008 14:19)
tsy tiako ny maimbo roran'ialahy ry kiadi fa misaotra na izany aza
24. Veloo ( 20/02/2008 14:35)
tess [ Valio ] 19-02-2008 20:20:29
Lohateny : Re : raikitira ny concours bizoroka.....
veloo: izay mitry no nahafatarako anjy sy nampiresaka trika taloha ireny ka! tadidiko anie e!


eeeeeeeeeeeeee ontsa aho e tsy misy intsony ilay taloha retsy a, :cry::cry::cry:
hafa ihany ilay taloha e? Nahafinaritra ery,

zao tena :evil::evil:

ainaheri [ Valio ] 20-02-2008 04:54:04
Lohateny : Re : raikitira ny concours bizoroka.....
Misy aza ny sasany mavita manoratra mitsiny ao anaty fiche-ny"vao manokatra d manome bizoroka "


heheheheh Tonga De Omeo ka hihihihih
25. ikaretsaka ( 21/02/2008 01:13)
Tonga de Mahazo ka:-D
26. cutie ( 21/02/2008 01:25)
veloo :-D
lasa daholo akia ny ekipa solida a
tsika tavela eto :-D:-D:-D:-D
27. ari.malala ( 21/02/2008 08:22)
za kou v mbo tadidinjiko ry veloo?;):P
28. Veloo ( 21/02/2008 14:12)
cutie [ Valio ] 21-02-2008 02:25:40
Lohateny : Re : raikitira ny concours bizoroka.....
veloo
lasa daholo akia ny ekipa solida a
tsika tavela eto

zay mihitsy aky :-D:-D:-D

ari.malala [ Valio ] 21-02-2008 09:22:34
Lohateny : Re : raikitira ny concours bizoroka.....
za kou v mbo tadidinjiko ry veloo

ari a tadidiko tsara njy ka,:-*:-*:-*
fa ankehitriny tsy dia misy size hiresahan-tsika miaraka otran'ny taloha o?
29. sasa ( 22/02/2008 05:04)
hi hi hi hi hi hi za koa malahelo ny taloha, fa faly aloha za fa otrany efa mba misy vitsivitsy hitako Veloo, ari.malala, tess, diam's,ikaretsaka, yonika d mba mametraka sonia kely aloha za hoe mbola ito ihany e! :wink::wink:
30. Papoose ( 22/02/2008 08:27)
Tonga De Mijanona ry sasa moa aza Tonga De Mametraka fotsiny de Tonga De Mandeha a!
31. ari.malala ( 22/02/2008 09:37)
veloo, njiko ts d ita firy tson kou ko;) fa afaka mbola miresaka ianyt sika k!:) sa aona aky?:-* ndriko mou bb n° firy?:-D:-D:-D:-D
32. kiadi ( 22/02/2008 16:18)
mapimé ty resaka manenjika biznoroka ty ka!
33. Veloo ( 22/02/2008 16:22)
ari a hahahahha
za aky ndray3 ato ihany rhefa tsy dia be asa a
za ko ve bb 8O8O8O8O
iray ihany no izy knou hihihihihih:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3236