aiza ihany no iainana?

1. tslem ( 19/02/2008 06:57)
Misy indraindray ny olana mianjady eo amin'ny fiainana, na tsy voatery hoe olana aza fa tanjona iray ho tratrarina.Mitaintaina, miahiahy manoloana an'izany zava-mitranga izany.Ny olona sasany milaza fa hoe :

1- "ohatry ny olona tsy manana an' Andriamanitra, raha tena mino ianao tokony tsy hanana fanahiana sy hiahiahy na dia kely akory aza" eto izany ilay hoe minoa fotsiny ihany.
2- "Mandidy alohan'ny tompony" raha toa indray ianao ka tonga dia mieritreritra resultat positif avy hatrany.

Fanontaniana: aiza ihany izany no tany iainana amin'izany? :roll:
novalian'i fijo ny 20/02/2008 21:59
2. LazaDaddy ( 19/02/2008 07:02)
aiza ihany izany no tany iainana amin'izany?
eto an-tany aloha hatramin'izao :)...fa angaha ny feon'ny olona no mibaiko ny fiainan'ise?
3. ari.malala ( 19/02/2008 10:04)
tslem, am maha olona d mitaintaina, d nefa ndray misy anle we ze angatahina amim-pinoana d inoana fa hoazo d ts mandidy alohan'ny tompony zany satria isika voaantso hoamin'ny fannatenana :P
4. rakaroka ( 19/02/2008 16:54)
Amiko:
Atrehina "consciencieusement" et de façon divine ny fiainana , dia sady miaina eto an-tany no mihazo ny lanitra:idea:
5. Veloo ( 19/02/2008 17:58)
tslem [ Valio ] 19-02-2008 07:57:21
Lohateny : aiza ihany no iainana?
Misy indraindray ny olana mianjady eo amin'ny fiainana, na tsy voatery hoe olana aza fa tanjona iray ho tratrarina.Mitaintaina, miahiahy manoloana an'izany zava-mitranga izany.Ny olona sasany milaza fa hoe :

1- "ohatry ny olona tsy manana an' Andriamanitra, raha tena mino ianao tokony tsy hanana fanahiana sy hiahiahy na dia kely akory aza" eto izany ilay hoe minoa fotsiny ihany.
2- "Mandidy alohan'ny tompony" raha toa indray ianao ka tonga dia mieritreritra resultat positif avy hatrany.

Fanontaniana: aiza ihany izany no tany iainana amin'izany?


amiko rehefa nahavita izay tokony natao ilay olona dia izay vita ilay izy, avy eo dia apetraho @ Andriamanitra sisa, ary io mitaky finoana. Tsy tokony hieritreritra an'iny intsony.
6. fijo ( 19/02/2008 22:50)
mitovy amin'i veloo,saingy esoriko le hoe "apetrao amin'andriamanitra"
7. tslem ( 20/02/2008 07:11)
misotra betsaka anareo namaly fa dia misy ho dinidinihina daholo ireo
8. fijo ( 20/02/2008 21:59)
de dinio tslem tslem eo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1115