ENY, BAIBOLY IHANY DIA AMPY

21. rakaroka ( 17/02/2008 22:47)
ikaretsaka:

toa lasa ny detail no resahinao, izay le discussion sans fin; ny tiana ho lazaina, dia manampahaizana nikaroka no nanoratra ny baiboly (testament vaovao, ohatra), fa tsy ny apostoly, izay nampita ambava .
donc bible fruit des recherches, fouillées et approfondie
s

hay lasa izany indray izy io:-D:-D:-D??

lasa mandeha indray izany ilay hoe resaka lovan-tsofina?


2000 page ny bible eny, fa tsy natao ho vakiana fotsiny fa natao hodinihina koa... fa raha izay raisonnement an'i Bingo izay anie izany no jerena dia tokony najanona sy noferana amin'ireo lazainao ho "mpandinika" ihany ny baiboly "hodinihiny" e! tokony najanona tany anaty biblio an'i vatican dia najanona ho livre prohibes sy natokana ho an'ny mpandinika mandrak'ity ny androany e!
Dia izay avoakany any no hoe izay izany fa efa nodinihinay izay dia izay no ampiharana tsara sy appliquer-na!

Ary zavatra lojika be izany hoe raha misy resaka tsy mazava ao fa tsy maintsy hisy hanontany foana hoe iza i Marka sy Lioka na iza i Onesiforo... sns.. tsy misy manazava mihitsy ao hoe Iza i marka na iza ohatra nankaiza i jesosy dia inona ny nataony hatr@ faha 12 taonany ka hatr@ faha 30 taonany ohatra.. Raha manontany aho izany ohatra hoe iza no anaran'ny vadin'i Kaina dia tsy voalaza ao dia tsy mahazo manontany iznay?

Anisan'ny fika fi pratiquena ny finoana ny fahalalana ny hoe iza no tiavina dia fa maninona izy no tiavina .. .. manjary minomino foana ...
ary ny Isavorovoroan-kilatoana ary ny ny hanongotsongoana ny maty dia tahotra ny handevimbelona..
ny hanakorontanana an'io baiboly io sy hametrahana fanontaniana lalandava sy hi challengena an'io dia vao mainka aza mampitombo ilay finoana sy fahafantarana ilay finoana mba hampamokatra azy bebe kokoa.

Ny hananana io fanahy io.. ny fika hampiredana io afom-panahy lazain'i soanja ioio... ny fitsofana azy indraindray... tsy hahafaty azy akory fa vao mainka hampirehatra azy bebe kokoa.





Izany mihitsy ka!Tena miombon-kevitra tanteraka!^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
22. rakapy ( 18/02/2008 01:28)
Ka ny an'ny Kristianina anie raha vao miady hevitra ny momba ny baiboly sy ny kristianisma ny olona iray dia tonga dia maka ny critique @ ilay cote destructif ry zareo? Tsy mba nanmpianarina ny hanadiady sy hamakafaka fa tonga dia ilay hoe "minoa fotsiny ihany".
Inona moa no mahadiso ny olona iray raha toa ka mba liana te hahalala ny sakafo aroso azy eo ambony latabatra izy? Ny an'ny Xana mantsy dia tonga dia hoe "io no atao hoe sakafo. Raha te hovelona ianao dia minana "
23. ikaretsaka ( 18/02/2008 02:43)
misy kristianina miady hevitra momban'ny baiboly mi questionne momban'ny baiboly ry rakapy fa aza generalizer-na ilay zavatra a
ny ahy izaho dia anontaniako hoe hoe inona aby no anatin'izany kaly izany izay vao hoaniko
24. rakapy ( 18/02/2008 02:52)
Tsy hoe mi generaliser aho ry Ika fa nataoko hoe kristianina ilay izy ka izao voakasika no miheritreritra. Tsy afaka ny hitanisa anaran'olona tsy11 eto aho.:wink:
25. ikaretsaka ( 18/02/2008 02:58)
ka izhao izaho Ktianina tsy manao ilay izy nefa izhao ampidirin ialahy de tsary voako:?
26. rakapy ( 18/02/2008 03:06)
Hoatra hoe ny gasy ve mahay teny gasy avokoa? tsia tsy ny gasy rehetra no mahay teny gasy.:-D:-D:-D:-D
27. ikaretsaka ( 18/02/2008 03:19)
misy zongo mitegny gachr kou ah
28. rakapy ( 18/02/2008 03:22)
Fa ny miady hevitra @nao izao kay inona?:-D:-D:-D
29. ikaretsaka ( 18/02/2008 03:55)
teny vakinakaratra taoko yyyyy
30. rakapy ( 18/02/2008 04:12)
:{:{:-D:{:-D:{:-D:{:-D
31. ravakamalala ( 18/02/2008 16:23)
ikaretsaka:
ny mpino iznay amin'i Bingo dia natao "hino fotsiny"!


... iza ary no mpiteny an ilay hoe "minoa fotsiny ihany" ôôôôôôôô....
32. ikaretsaka ( 18/02/2008 17:03)
ny anay aloha challengena foana mba fantatra hoe iza no inoana e..

33. fijo ( 19/02/2008 23:38)
o ry rabingo an,mba mahitsy amin'izay fa tena diso be le resakao.
hoy ianao:"Mpandravona volanenao zao imprimeur ty anarane." ny imprimeur ry akama dia mpanonta fa tsy mpandravona.

marina ny hoe lovantsofina aloha vao nisy nanoratra,fa tsy olona hoe nianatra manokanano nadravona ireo ,fa olona izay nahalala sy nandika ilay lovantsofina ho soratra
34. prime ( 22/02/2008 10:37)
Tsy ny olona rehetra kosa no nanam-pahalalàna hanoratra sy hamaky teny tamin'ny taona nanoratana sy nandravonana ireo e... ary noheverina ho manam-pahaizana mihitsy ny olona nanam-panomezam-pahasoavana nanao izany...

Na tamin'ny Apostoly fotsiny aza dia olona 3 ihany no nahay namaky teny sy nanoratra ary nianatra manokana ny comptabilité sy finances, i Matio, i Jodasy, i Paoly... i Lioka moa tsy Apostoly fa mpianatra tsotra ary mahay izany ihany koa na dia mpitsabo aza no tena asany... ireo izao ohatra mivaingana fa olom-bitsy ihany no nanana tokoa ilay fahalalàna... ireo tena nanoratra dia mazava ho azy tsy olona tsotra fa olona nanam-pahalalàna mihitsy...
35. ikaretsaka ( 22/02/2008 14:47)
i Joany sy andre ko mahay ka.. misy antony matoa izy 3 mitsam foana no entin'i Rajesosy sy fidiany (ireny t@ fiovana tarehy ireny ohatra)
36. fijo ( 22/02/2008 22:12)
ka efa taty aoriana anie vao nosoratana le izy fa tsy hoe ry zalahy ireo no nanao azy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0718