Alzeria: Lalana silamo

1. LazaDaddy ( 15/02/2008 20:18)
Alzeria,
Nogadraina ilay dokotera satria nampiasa fanafody, fanomezana avy amin'ny katolika.
Nogadraina ilay pretra satria nivavaka tao an-trano.


http://www.freerepublic.com/focus/f-news/1970822/posts

Aza hitako ka sanatria ho avy aminao ny toy izao ry Etazonia.
novalian'i cutie ny 27/02/2008 21:28
2. ikaretsaka ( 15/02/2008 20:34)
iznay izy hoe ny 1 etazonia ... ny 1 alzeria! ...... mba alefaso lavitra hoa ny lojikanareo rehefa midinika
3. LazaDaddy ( 15/02/2008 20:36)
iznay izy hoe ny 1 etazonia ... ny 1 alzeria! ......
ny mety hitovizan'ireo dia ny lalana sharia izay mety hihatra manerana an'i Etazonia atsy ho atsy...miankina amin'ny fahalanian'i Obama ho filoha na tsia
4. ikaretsaka ( 15/02/2008 20:48)
ny mety..saingy ny constitition an'ny wezepipla tsa vita mora ny manova azy
5. LazaDaddy ( 15/02/2008 20:52)
ikaretsaka> vita mora ve ny nandrodana ny twin tower t@ 9/11? Ny constitution Alzerianina koa tsy misy an'io saingy toa vitan-dry zalahy mora ny mi-ignorer azy
6. ikaretsaka ( 15/02/2008 21:09)
trano mety mirodana ka.... zanabolana aza mety simba... fa misy iay ny hiran'ireo bekintana ireo hoe "but our flag's still there"
misy raha ao!
7. niryna ( 16/02/2008 00:28)
Aiza no tany tsy misy mpankahala na firenena na olona ao aminy? Amin'ny maha kristiana ahy dia tsy matahotra izay mitranga aho,matoa mitranga ny zavatra rehetra dia efa voasoratr'Atra izany.
Ary na inona mitranga misy afaka hanova ny isam-bolon-dohantsika ve isika? :D:D
Jereo fotsiny ny rano maninona no tsy manonja mihoatra ny ranomasina? Moa va misy zavatra tsy vitan'Atra?
Matoa mitranga ny zavatra na amin'ny fiainantsika izany na amin'ny firenena dia misy antony daholo ao,isika tsy mahalala fa Izy namorina ny tany sy ny lanitra no mahafantatra izany.
Naninona tampoka teo aza i laza resaka silamo daholo no ataonao etsy sy eroa?
Omeo hery ny olona fa efa voasoratra ao anaty baiboly daholo izay mitranga sy mbola hitranga ,ampio izy ireo ny hibebaka sy hanatona an'Atra mba ho voavonjy ny fanahiny.Angaha tsy fantatrao fa efa maro koa ny olona silamo no mivadika kristiana ?
Ary moa tsy fantansika fa misy ny fanahy masina miaro ny mpanohitra an'i kristy ka raha tsy tonga i kristy tsy ho afaka ny hanao izay tiany izy na hilaza fa izy no Atra? Dia maninona no maka saina an'eritreritra hoe aza hitako aza mahita ahy? mivavaha fotsiny fa Atra mahafantatra ny zavatra rehetra . misaotra tompoko
8. ikaretsaka ( 16/02/2008 21:32)
aza raisina amin'ny maha finoana hoa le izy fa raiso amin'ny maha olona
Satria mety misy Kristianina sauvage nohon'ny Mpanompo sampy ohatra ary mahavita manimba ny tenany sy ny mpiara monina aminy.

mety misy Bahai na agnostics na tsy haiko aby hiady @ jiosy ohatra..
toetra ilay izy fa tsy religion loatra amiko

ohatran'ny samy Kristianina any Irlande io e (kristianina samy kristianina no mifamono

na sy Shi'ites sy ny sunites! (Silamo samby silamo)

Fa tsy heo rehefa silamo izy de .. na rehefa kristianina de.. na rehefa jiosy de..
9. cutie ( 16/02/2008 22:04)
http://www.youtube.com/watch?v=viYdHvYM6ao&feature=related
10. rakapy ( 17/02/2008 00:34)
YEAH Cutie you're right!Only pot( marijuana) can save this world.All of those evangelists and politicians are liar. Fuck 'em and put a huge gigantic pot in their mouth till their brain exploded like those Halloween pumpkins. Those freaking Christians and Muslims leaders are just want to fuck the world. They have been in the power for their entire life. So why we can't do anything to burn out their seat till their ass are completely grilled? :@:@:@:@
11. cutie ( 17/02/2008 03:59)
=))=))=))=))=))=))
make peace not war
12. rakapy ( 17/02/2008 04:25)
Of course you have to burn their ass peacefully, no weapons nor any violence but they have to feel their ass are burned.This is a good time to do it then you can have excuse! you can tell that African chairs are usually heat by the sun and they are hot! They are not made for white ass from the white house=))=))=))=))
13. cutie ( 17/02/2008 20:19)
=))=))=))=))=))=))=))
14. LazaDaddy ( 17/02/2008 21:20)
was passiert? Habt ihr nichts besseres zu tun?
15. rakapy ( 18/02/2008 00:51)
Laza> Ich liebe dich!:-D:-D:-D bite! Du bist ein fuhrer? :-D:-D:-D
16. cutie ( 18/02/2008 00:54)
tsy kopy ny tenanay:?
17. rakapy ( 18/02/2008 01:29)
Cutie> ianao tsy kopy fa olona ka!:-D:-D:-D
18. cutie ( 18/02/2008 02:32)
ka zahay tsy mahay teny german koa:-D
19. rakapy ( 18/02/2008 02:47)
Fa angaha moa misy mahay eo fa mba mivovoa hoatran'ny berger Allemand fotsiny.=))=))=))=))
20. ikaretsaka ( 18/02/2008 02:47)
cutie:

ka zahay tsy mahay teny german koa:-D

Da hast du dich aber anscheißen lassen izany ko!:-P:-P:-P

Laza> Mach sie doch an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3918