Ny tsara fantatra angamba dia Ny fiainantsika ny Fanjakan'ny lanitra no lalana hahalavorary antsika. Ny fanjakan'ny lanitra en personne dia i Kristy, ary izy irery ihany. Nefa betsaka ny tsy mahafantatra Azy( environ 3 milliards) fa @ alalan'ireo teniny, tsy inona moa izany fa ireo valeurs évangéliques voalaza ao @ Hasambarana 8(Mt 5, 1-12) : Ireo izay tso-po, mahantra am-panahy, madio fo, tia fihavanana, mangetaheta ny fahamarinana, mahafoy tena ho an'ny hafa, sns.
Tsy voatery ho kristianina vao hahafantra sy afaka hiaina an'ireo.