Sarina sipa mba hafa kely

21. xxx ( 18/02/2008 06:49)
tsy dia milay koa ity dinika ity8-)
22. xxx ( 18/02/2008 07:07)
Hatreo @ n°13 no ho miakatra ihany no milay

Fa avy eo tsisy resaka sofina intsony :(:?
23. Papoose ( 18/02/2008 17:55)
xxx. za mits no nanomboka an le tsy nampilay azy zany hoy ise v!ehehehehe!! ka ny tsetsatsetsa tsy aritra foana koa!

tess, tsary mila ashena jerena eto tsotry fa efa hitan'ny ol aby ny arivazy tonga kooo!! vao maika manjary malaza be izy raha ashena rohy be da be:^)

jemimah,xxx, raha miresaka orizinalite aleoko mijery ny sarin'ny cazal misy an le kitsipitsipika menamena reny le! toy izay le sary manao omeko tsy omeko na aseho tsy asehoko:-D
24. jemimah ( 18/02/2008 18:16)
papoose; ianao koa tena mapme be mihintsy ka sary misy tsipitsipika ;ka ny hanaovany ry zareo reny sary reny ange dia mba @ zay be kil ny tsikera dia hoe milay be zany maninona zao ny sariny tess tsisy any reny sary tsy mendrika reny nefa mahazo kil foana
25. tess ( 18/02/2008 18:46)
:-D:-D:-D:-D sarin'i cazal sy ny ozirizinalité-ny:-D:-D


jemimah::^):^) tasiô fa zà taloha mahazo tsikera be klou fa voakiana ny xxx be aty am forum an!:-D:-D
zà ngah hirarà!
26. xxx ( 18/02/2008 21:39)
tsssss, tokony hohidian'ny admin am'zay fa lasa fanesoana le izy kle :twisted::twisted::twisted:

manantena fahendrena avy @ cazal sy ilay tsy voalaza anarana sisa mba tsy hisian'ny rombo.
[center]PLEASE, SVP, BITTE, MIANGAVY RE[/center]
27. tess ( 18/02/2008 22:00)
izy aza izany hoe tsy voatonona anarana kou!:-/
fa aza hitan'i cazal eto ndray fa de votsipona tsirairay eto ndray ny orizinalité!:^)
28. xxx ( 18/02/2008 22:08)
tess:

izy aza izany hoe tsy voatonona anarana kou!:-/

Soa ihany fa tsy nasiana Jereo eto e ? :D:P

29. tess ( 18/02/2008 22:26)
30. Papoose ( 19/02/2008 12:07)
tena jereo atsy njay no toa mety!!!:-D

ankoatsan'i cazal dia ry zalah avany ezypt ko no tena hitako hoe Tonga De Misy orzinalite=)) fa tansio an!

reny zany mbo atao hoe sarina bandy hafakely:-D
31. tess ( 19/02/2008 12:27)
:-D:-D:-D mampmé mitry njy ty ry papooze, lay mampidera kata hoy i tlay izay.....lay ensemble iny mou tinjy be mitsy:^)
32. simplex ( 20/02/2008 12:40)

io ndray ry zalah a :P

;-)
33. xxx ( 20/02/2008 20:50)
:miam::miam: 8)8):wink::-P
34. xxx ( 21/02/2008 04:30)
tsy mahita tenenina afatsy fosa nga ny sasany?
Manina tsy any @ sariny no manakiana refa tsy aritra fa eto be oa oa
35. tess ( 21/02/2008 06:20)
aza mandra yts yraisina ry xxx ah! dinika misokatra io fa tsy fosa...eaha fosa tsy navandravandra fa ny fosa ambadika toy ny msn sy fone no atao hoe fosa!
:-P
36. tess ( 21/02/2008 06:23)
aza mandray tsy raisina otran'ny tsipolitra anie ry xxx fa dinika nisokatra io fa tsy fosa ah! raha dinika tsy mendrika efa nofafain'i admin efa ela izany.....resaka mivandravandra afaka hitan'ny rehetra tsy hatao hoe fosa fa ny fombafomba miresaka olona any am messenger na fone no atao hoe mifosa raha miresaka olona:-P aza afangaro ô!
37. Papoose ( 22/02/2008 07:55)
tess, ny ahy le mamoaka vozah ro teko ny mjery azy!nakaia aby nga reny?

xxx, nahazo fanomezana ianao!=)) somary efa difikelin'ny sa valanta!8)
38. Kwasi ( 23/02/2008 02:23)
Ary vehivavy daholo no kil ato @ ity resa-dehilahy ato ity izany an.
39. ikaretsaka ( 25/02/2008 14:37)
draisss taoko mifameno ny lahy sy ny vavy yyyy
40. Papoose ( 25/02/2008 14:47)
kwasi, tsara anie zany signe zany fa mbola hetero no betsaka ato e!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4005