JESUS N’EST PAS LE PREMIER DIEU A ETRE VENU SUR TERRE

1. lagoon ( 14/02/2008 14:14)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img520.imageshack.us/img520/463/jesosyph7.png[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/g.php?h=520&i=jesosyph7.png][IMG]http://img520.imageshack.us/img520/463/jesosyph7.6ef826e03e.jpg[/IMG][/URL]


[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img520.imageshack.us/img520/5675/jesosy1rx1.png[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/g.php?h=520&i=jesosy1rx1.png][IMG]http://img520.imageshack.us/img520/5675/jesosy1rx1.2e072a85f4.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img520.imageshack.us/img520/6441/jesosy2bu2.png[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/g.php?h=520&i=jesosy2bu2.png][IMG]http://img520.imageshack.us/img520/6441/jesosy2bu2.45cf442b0b.jpg[/IMG][/URL]


Tsy noforonina akory io,fa tantara ka anjaran'ny tsirairay ny mieritreritra avy eo.
novalian'i prime ny 18/02/2008 12:19
2. ikaretsaka ( 14/02/2008 14:16)
raha mino ny principen'ny trinite i lagoon dia efa nisy talohan'ny taona rehetra ny fanahy masina ary tsy nisy tsy tany tsy tongany..

hanenina akanao anie izy
3. soanja ( 14/02/2008 14:24)
Izy no alafa sy Omega anie no inoana fa tsy hoe tany sy ny olombelona , teraka sy maty sns. Betsaka lavitra ny momba an'Andriamanitra ary tsy voafetra izany.

Tsy misy ny voalohany ary tsy hisy ny farany! Tsy misy akory na tsy miasa akory izay fotoan'ny olombelona eo anivon'ny Universe. Fa satria tsy takantsika ny fisiany sy ny fiasany!
4. ikaretsaka ( 14/02/2008 14:37)
misy jesus daholo izy mianakavy... tsy statissticien aho fa tonga de kopy na izany aza:wink:
jesus no nataony filamatra sy reference..
donc mahery koa iny bandy iny
5. bigy ( 14/02/2008 14:45)
Rehefa tsy mino de mijanona amzao e! Jesus ihany ny anay ! sady sarotra ho an'ny tsy m:ino ny hatakatra le finoan'ny kristianina e! samy mandeh am ze tiany io,
6. ikaretsaka ( 14/02/2008 14:48)
aza atao bontolo be ohatran'io kosa le izy ry bigy fa raha mino jesus kosa tsy manao bontolo an.. tsy zany ny nampianarina
7. Kwasi ( 14/02/2008 15:06)
Fa inona kosa moa no mahadiso an'i bigy?
8. ikaretsaka ( 14/02/2008 15:24)
las aataony ohatran'ny politika le finoana... karaha "fidel castreau" ihany ny anay na tsy haiko..
9. lagoon ( 14/02/2008 16:06)
ikaretsaka:

raha mino ny principen'ny trinite i lagoon dia efa nisy talohan'ny taona rehetra ny fanahy masina ary tsy nisy tsy tany tsy tongany..

hanenina akanao anie izy



Aiza ao @ Baiboly no misy soratra na teny hoe :"Trinité"???

10. rakaroka ( 14/02/2008 16:13)
Koa raha tsy ilay maka équipe amin'ny baolina kitra izy ity, dia misafidy:-D:-D:-D Attention fa rizareo firenena tatsinana anie ka saika Bouddhiste ary isan'izany ny Sinoa, ary 'zaho efa naheno tamin-drizareo koa fa raha resaka "accomplissement"d'un être nanoatra ny an'i Jesoa ny nataon'i Bouddha, manana ny tableaun'ny tsy volanina eto , 'zareo discret manao zavatra fa misongadina amin'ny asa a!
Déjà raha isa aloha dia efa manatombo rizareo, dia ny finoana tsy nahafindra tendrombohitra ve no ampiadiana?....
11. ikaretsaka ( 14/02/2008 16:23)
lagoon:

ikaretsaka:

raha mino ny principen'ny trinite i lagoon dia efa nisy talohan'ny taona rehetra ny fanahy masina ary tsy nisy tsy tany tsy tongany..

hanenina akanao anie izy



Aiza ao @ Baiboly no misy soratra na teny hoe :"Trinité"???




za anie tsy ilay kristianina mi se referer amin'ny baiboly mba hanamarinana izao rehetra izao e :-D:-D:-D

12. fijo ( 14/02/2008 22:18)
hi hi ih ratsiraka avao ny anay.aoka letsy ry bigy an;moramora fa ady hevitra ny eto e
13. xxx ( 15/02/2008 07:18)
bigy:

Rehefa tsy mino de mijanona amzao e! Jesus ihany ny anay ! sady sarotra ho an'ny tsy m:ino ny hatakatra le finoan'ny kristianina e! samy mandeh am ze tiany io,



=))=))^:^
14. prime ( 15/02/2008 13:10)
Misy diso ilay fampitahàna... amin\'ireo rehetra ireo Jesosy irery no sady olombelona no Andriamanitra ary mahahafa azy manokana... faharoa dia Izy irery no nitsangana tamin\'ny maty ary niakatra ho any an-danitra ary velona sy manjaka amin\'ny fahefàna feno any sy ety an-tany hatramin\'izao itenenana sy iseraserana etoana izao...

Ireo sisa ireo, na tena antsoina hoe andriamanitra na olombelona tsotra... raha iry voalohany dia efa novakian\'Andriamanitra bantsilana ny momba azy fa tsy tena andriamanitra, raha ity faharoa indray dia efa any am-pasana avokoa ary samy miandry ilay andro farany, hotsaraina avokoa satria olona mitovy amin\'ny rehetra ihany...
15. Zina ( 15/02/2008 14:05)
Aiza ao @ Baiboly no misy soratra na teny hoe :"Trinité"???

tsy ao anatin'ny baiboly io mot io....

faharoa dia Izy irery no nitsangana tamin'ny maty ary niakatra ho any an-danitra ary velona sy manjaka amin'ny fahefàna feno any sy ety an-tany hatramin'izao itenenana sy iseraserana etoana izao

zay ka

bigy [ Valio ] 14-02-2008 15:45:47
Lohateny : Re : JESUS N’EST PAS LE PREMIER DIEU A ETRE VENU SUR TERRE
Rehefa tsy mino de mijanona amzao e! Jesus ihany ny anay ! sady sarotra ho an'ny tsy m:ino ny hatakatra le finoan'ny kristianina e! samy mandeh am ze tiany io,

aleo atao directe otran;'io mihitsy ka.:wink:
16. fijo ( 15/02/2008 23:01)
prime le filazana hoe "nitsangana tamin'ny maty "an mampiahiahy ahy.

izao mantsy.raha toa ka tena nisy izany fitsanganana tamin'ny maty izany,tsy ny olona namono azy ve no nisehoany voalohany hoe ity aho eto na dia novonoinareo aza???naninona no olompantany ihany no voalaza fa nifanena na nisehoany??????
17. rijadolly ( 17/02/2008 11:48)
fijo:
izao mantsy.raha toa ka tena nisy izany fitsanganana tamin'ny maty izany,tsy ny olona namono azy ve no nisehoany voalohany hoe ity aho eto na dia novonoinareo aza???naninona no olompantany ihany no voalaza fa nifanena na nisehoany??????
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay.Amen!
18. prime ( 18/02/2008 12:19)
fijo:
prime le filazana hoe "nitsangana tamin'ny maty "an mampiahiahy ahy.

izao mantsy.raha toa ka tena nisy izany fitsanganana tamin'ny maty izany,tsy ny olona namono azy ve no nisehoany voalohany hoe ity aho eto na dia novonoinareo aza???naninona no olompantany ihany no voalaza fa nifanena na nisehoany??????
... satria efa nambarany fa na hidina aza ny anjely rehetra any an-danitra, na hiseho mivantana aza Andriamanitra mbola maro foana no tsy hino...

Ny finoana tsy "démonstration de force" hoe ity izaho ka aiza ianareo??? fahasoavana manokana avy amin'Andriamanitra izany ary mahatonga fanetren-tena aza fa tsy fieboeboana... satria na Kristy aza teo amin'ny voninahiny feno dia nanetry tena ho tonga olona mba hahavoavonjy ny olona...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0515