hangataka hira

1. nira3ia ( 08/02/2008 13:14)
Salut! Mba mangataka ny tonon'ilay hira malagasy misy hoe: "n'aiza hisy ahy ho tsaroiko foana ianao,ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako...", ny mpihira azy sy ilay hira :) ihany koa.
Misaotra indrindra
2. petitpoucet ( 08/02/2008 14:12)
nira3ia:

Salut! Mba mangataka ny tonon'ilay hira malagasy misy hoe: "n'aiza hisy ahy ho tsaroiko foana ianao,ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako...", ny mpihira azy sy ilay hira :) ihany koa.
Misaotra indrindra





Suzi Raivo no anaran'ilay mpihira raha tsy diso aho :x, fa ilay tonony tsy haiko:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1246