Mpiara-miasa nefa miaraka ...

21. neo83 ( 08/02/2008 09:26)
Misaotra betsaka amlé porofokevitra bdb ireo ô. tonga soa ze mbola mahita.
22. Papoose ( 08/02/2008 10:05)
rehefa tsy misy impact @ asa sy tsy mifampi lamasimasy eny imason'ny mpiara miasa any ampiasana de amiko mety io!
23. soatsara ( 08/02/2008 10:40)

Tsy maintsy misy fona ny lagilagy madinika ry Papoose â, amin'ny voalohany no azo apetraka izay fa rehefa ela ny ela dia mandreraka be, ary misy impact amin'ny asa lay izy rehefa avy eo, na ho an'ny andaniny na ny ankilany, aleo misoroka toy izay mitsabo ê,
24. Papoose ( 09/02/2008 06:03)
ekeko mihitsy le aleo misoroka toy izay mitsabo

ny lagy tsy maintsy misy ok, fa raha hainy ny manavaka ny asany @ vie privee ny any de mety io!!! satria betsaka ny mpivady miara-miasa eny fa na mbola miaraka tsotra fotsiny aza, manao partnership dia matoa mitohy le izy amiko dia mbola okay foana!
fa misy dia misy kosa aloha ny tena idiran'ny rivotra fa ts tafa mihitsy e!

mila maturite tsara avo mahomby aloha le miara-miasa miaraka e!
25. mmmhh ( 12/02/2008 15:19)
tsy de tsara, surtout rah saro-piaro ny iray, ny am-piasàna manko tsy hilaozan'ny vazivazy ka rah iny ny iray misangisangy @na lehilahy/vehivavy indrindra moa fa tsaratsara tarehy izay le olona ka hitany???§§§ mamamiaaa ! tsy vita iny! nisy mpiara-miasa aminay namako izay manko nanao an'zany; sady rah vô taratara koa ny iray mody ady tsy vita, indrindra koa moa rah le sipa no tara na de 10 mn aza!!!
26. booty ( 13/02/2008 03:09)
@ vôloany fotsin io no milay fa refa ela ny ela makaleo be kle; ny fiainany pifakaty nge mba mila planina kely iany e!mba atao ze fika mba apaharitra le fitiavana
27. jiolah ( 14/02/2008 08:45)
mazava oa zany!tsy mety io. ra misaraka tampoka zao de aona?? mitoroka any @ sasany any hoe iry zao e zao e zao lafiratsiny rehera izao.(kely ann aky iny a; kamo lety iny ; vetivety nen'iny de tonga; efa mibanaka sns...)tena misy zany.:^):-P:@
28. xxx ( 14/02/2008 09:29)
miaraka madio fa tsy hoe 2ème bureau ?

Tsara aloha fa rehefa tena mivady dia tsy tsara intsony , na lafiny sécurité financière (raha maty ilay sté ohatra) , na lafiny fiaraha-monina : mankaleo be izany hoe 24/24 ve dia hifankahita foana

Tsara koa fa raha misaraka dia vao maika loza , mifankahita eo nefa tsy mifankatia intsony, dia raha miaraka @ hafa ny andaniny dia mety ho avy ny fahasarotam-piaro rehetra
29. pskl ( 14/02/2008 10:09)
Mila fahamatorana tsara.
Tsy mampifangaro ny vie privée sy ny professionnelle.
Mila tsy saropiaro.
Mila manokana fotona ny andaniny sy ny ny ankilany hi-pratiquer-na zavatra hafa (loisir, sport...) mitokana, sans être ensemble pour préserver le jardin privé ou l'espace individuel de l'autre.

Ny mety ho lafitsarany : mapandroso ny asa ao ampiasana satria mifanakalo hevitra malalaka sy ampahatsorana.
Ny mety ho lafitsarany : mifankaita fôna dé mety mifankaleo. Mety tsis inin ho resahana tsony en privée satria niaraniaina ny tontolo andro.
Raha sanatria koa ka misaraka, dé ho sahirana sy harary ilay nosarahana (sauf si de commun accord), mbola ho pire noho izay moa raha toa ka lasa niaraka amin'na sipa / bandy hafa dans le même bureau izy.

30. xxx ( 15/02/2008 07:00)
Raha hisariadala fotsiny dia mandanizara ny tenany ilay vavy.Raha toa ka miaraka madio ka miafara amin'ny fanambadiana ilay izy dia samy mahazo voninahitra izy roa.Ny hafatry ny olona anefa dia aza misariadala amin'ny mpiara-miasa fa mifanalabaraka avy eo rehefa tsy mifanaraka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3039