Misavoritaka ny mpitondra fanjakana

1. rabaradaka ( 07/02/2008 06:49)
Mampiomehy fa dia tsy mahita tory mihitsy ny mpitondra hany ka na ny conseils des ministres fanaon-dRavalo isaky ny Talata sy Alakamisy aza zara raha misy indray mandeha isam-bolana. Ny TIM koa miady an-trano tanteraka ary efa kofehy sisa mitana azy. Mandindona loza mihitsy Ravalo sy ny ekipany. Aza hitako dadatoa
novalian'i Jeankely ny 20/02/2008 14:38
2. ikalamako ( 07/02/2008 09:05)
ary za koa mba nanontany tena hoe tsy mivory angaha ny ministra fa t@ 15 janvier no nisy farany http://www.madagascar-presidency.gov.mg/index.php/item/260 :roll::roll:
3. zokibee ( 08/02/2008 15:37)
mikorontana ny TIM
-Tsy ho senatera TIM intsony rajemison?
-Lasa nivory any France Andry TGV ;Sylla;Ekipa ratsiraka?
-Esorina tsy ho filohan'ny AN intsony i Sylla @Session manaraka?
-Ny Pm no mitoraka hoditr'akondro an'Dravalo
4. Jeankely ( 10/02/2008 06:41)
Inona no manahirana anay @'izany. Ny resaka TIM hafa ary ny resaka Madagasikara hafa. Ianao Ra-baradaka milaza TIM nefa mpanasa lamba maloto ivelany no mahagaga.
5. zokibee ( 20/02/2008 14:15)
-Efa tsy omena sehatra ao @TVM SY MBS intsony i sylla na dia izy aza no tonga tany Ste Marie voalohany
-Manenjika azy mafy ny PM ary sahy manakiana imasomaso
tany Ste Marie
Mankahery anao izahay handray ny fitondrana Pdt Sylla
6. Jeankely ( 20/02/2008 14:38)
Izy no Turbo izao sa TGV sa Zokibee. Hahahaha=))=))=)). Aleo hindry ny fotoanany fa akaiky kely ny 2012 anie e. Mipotra koa ny hafa mba misy hisafidianana.=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1174