mitady tonokira e!

1. rativo ( 06/02/2008 19:33)
miarahaba antsika namana eto amin'ny serasera indray, mirary taona vaovao koa nadia somary tara kely aza, fa tsy maninona fa satria mieux vaut tard que jamais,
mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho antsika tsirairay avy ho tahian'ny Tompo!
mba mangataka ny tonon'ilay hira ataon'i Laurent Rakotomamonjy hoe Andriamanitra tsy handao, misy hoe : Ry tanora รด tsarovy fa Andriamanitra tsy mandao....., ny voalohany
manatena valiny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0517