MBA MISY AFAKA MANAZAVA VE NY NAMANA INONA NO ATAO HOE:

21. fijo ( 06/02/2008 20:28)
nen'ny zokiko koa dia toa ilay ambina sampakazo taloha no doran'i lery.
fa amiko moa dia saina daholo no mitondra izany rehetra izany ,ka tsy dia itako loatra izay tena hilavana azy.tsy manaraby aho fa fomba fijeriko io.

ny fahitako ireo fombafomba rehetra ireo dia toy ny fahitako ny mpino silamo sunita sa shiite le mandratra tena ireny
22. ikaretsaka ( 06/02/2008 21:47)
rehefa tsy manakorotana ny fiaraha monina sy ny maha olombelona letsy le izy de tsy manahy an
23. fijo ( 06/02/2008 21:51)
ny fomba kosa aloha rehefa eken'ny fiarahamonina dia tsy manakorontana e.ny tromba izao tsy manakorontana mihintsy raha any mahajanga,fa asa ao tana?
24. ikaretsaka ( 06/02/2008 21:57)
arakarak'ilay fiaraha monina koa io... raha le fiaraha monina misy vao anona kely de herin'ny maizina ireny angaha..
izy handamina indray no vao mainka manankorontana
25. endrika01 ( 07/02/2008 08:44)
T@zah mbola nianatra katesizy,de nasian\'ilay momperanay nosoratana t@ttasy \'zay heloka vitanay dia avy eo nangonina dia nodorana nandritra ny lamesa fankalazana ny Alarobian\'ny lavenona,dia iny lavenona iny no nahosotra t@handrina,t@zany !
26. ikaretsaka ( 07/02/2008 15:21)
izay koa iray... izhao kao mpampanao izay rehefa mampianatra katesizy
27. fijo ( 07/02/2008 22:26)
de raha tsy mahita soratana de ahoana?
28. ikaretsaka ( 07/02/2008 23:59)
de soraty hoe" tsy mahita soratana"
au moins ialahy mba tsy mandainga raha honette:wink:
29. Mandefitra ( 08/02/2008 05:19)
Pissoa> mazava fa misaotra :)
30. cutie ( 08/02/2008 06:18)
fijo lol
ny pasiteranay koa manao ohtran;io fa tsy @ fotoanan'ny karemy alou e :)
31. fijo ( 08/02/2008 20:42)
ka indraindray anie misy tsy filaza e????de ahahaka be eo ve le?
32. ikaretsaka ( 08/02/2008 22:09)
nga hisy hamaky iny raha tsy hisy handoro???
sa mahay mamaky teny kao ny afo le
33. cutie ( 09/02/2008 06:13)
:-D:-D:-D:-D:-D
34. endrika01 ( 09/02/2008 18:28)
Za kosa ngalou tsy mba hilaza ny fahotako mivantana fa tiko be le soratana de dorana,de lasa lavenona!Raha mbola manao an zay ny momperanay de zah iverina hivavaka beuh @zay,kôzy é!
35. ikaretsaka ( 09/02/2008 20:26)
dia mandehana any @ le confessionnal be tsy mifankahita endrika ireny izany koa
36. endrika01 ( 10/02/2008 10:31)
ikaretsaka:

dia mandehana any @ le confessionnal be tsy mifankahita endrika ireny izany koa



ka le izy ry ika,tsy tiko ho henon'izan'iza fa manjary lasa saina be zaho de isaky ny hitory teny ny ray am-panahy,de manjary hotran'ny hoe zaho foana no resahiny. hi hi hi hi:-$^:^
37. ikaretsaka ( 11/02/2008 05:33)
tsssss.. ny anao izany ny saina mihitsy no efa lasa saina koooo
azafady an
38. endrika01 ( 17/02/2008 13:30)
Misaotra ny namana rehetra nanazava ,sady novakiako ilay tenin'A/tra,de matahotra be zaho fa sao de tsy raisiny de nisalasala teo am-baravarana.misy fotoany avokoa ny zavatra rehetra e.(l)(l)(l)(l)(l)(l)
39. endrika01 ( 17/02/2008 13:34)
ikaretsaka:

tsssss.. ny anao izany ny saina mihitsy no efa lasa saina koooo
azafady an




ié,marina io,tsy misy mahadiso ny voalazanao miintsy ,zaho aloha tena mpamonjy lamesa tsy tapaka mihintsy fa zao aho,tsy fantatro tsy haiko ,tsy mazava, fa tsy hita we ahoana ahoana dia lada tsy mety mino zany aho de tsy haiko ,fitsapana angamba izany ,raha tsy sedraina ny finoana tsy matotra!!!^:^^:^=D=D=D=D
40. ikaretsaka ( 17/02/2008 13:44)
nuit obscur izany ianao izao ko..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1248