Masturbation

21. xxx ( 03/04/2008 13:07)
Misy lafiny ratsy io satria manjary lasa dependant(e) be ilay olona manao ilay izy, ka lasa fahazarana (habitude) ilay izy.
22. kotodix ( 28/04/2008 07:28)
tsy gasy io e aleo mitazona ny fombandrazana
23. kiadi ( 28/04/2008 07:42)
in le fomba ndrazana ry koto kely? =)) =)) =))
24. MimiSimply ( 02/06/2008 14:30)
Fa nga mila anontanina zany zvtr zany! :?: enao ua bandy fa ts sipa
25. serena ( 19/07/2008 11:45)
:-D tsy de tsara ny mimasturb e
26. haritianah ( 19/07/2008 16:48)
SERENA à zafady ré mba azavao anay kosa ny tsy de maha tsara ny mast é, lazainao fotsiny oé tsy tsara fa ts lazainao ny ts maha tsara azy.
Ts azony zé panao an'izany anie raha vao ts lazainao ny maha ratsy azy é.
27. pseudo38 ( 29/07/2008 16:51)
Amiko aloha dia tsy misy olana mihitsy ny vehivavy mi-masturbé. Niaraka kala vazaha aho ary "nihiratra" ny voa-masoko. Je ne savais pas. lol.
Elle adore se masturber. Je la masturbais et elle aimait.
A mon avis, la masturbation n'est ni plus ni moins qu'une échapatoire contre le stress.
Cette copine travaille dans la grande distribution et doit faire un CA tous les jours. Il lui arrive même de se masturber dans les toilettes pour avoir une montée d'adrénaline. Alors ?
En fin de compte, il vaut mieux se masturber que de se piquer.
28. rinakely1 ( 05/08/2008 20:25)
Tsara ny mi-maste refa tsy atao matetika ary tsy voatery mampiasa otran'ny lazainareo " concombre sns zany ".

Ny vehivavy matoa zay mi maste dia hahitany fihiny koakoa mihaotrany rapport sexuel. Donc raha tsy mahay lé bandy dia eo no raisina lol lol lol.

Ny lafiratsiny ndray lasa fahazaran-dratsy lé izy :lol: :lol: manjary otrany reny drogue reny e!!!!!!
voilà
29. pp87 ( 10/09/2008 12:21)
tsis tsara afatsy ny lelahy s vevavy miaraka manao rapport zany sady ndrindra frefa tena revena zay le bandy na le sipa!tafidtra mitsy !ouaouh!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
30. xxx ( 09/11/2008 22:13)
Raha ny hevitro manokana dia aleo ihany mampiady biby mitovy ry zareo an ! tsy mampalahelo anareo ve ry vehivavy isany ny mijery ny lehilahy mitan-.... fotsiny nefa laozanareo mi-maste? Hevitra ihany ny ahy iny fa asakasakareo izay tia raha !
31. kotobekibo ( 21/11/2008 20:11)
Tsy hitako izay blem @ hoe mi-mast na ho an'ny lhl na vhv .
Samy olombelona koa maninn raha mimast ny vhv .
Vao maika aza tsara ho an'ny vhv ny mi-mast satria ny sipa zatra mi-mast mora mahatonga toy izay ny sipa tsy mimast mihitsy .
Solution io raha mora tonga ny an'ny bandinareo .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0981